nangovitra i lery !!

1. xxx ( 13/01/2006 11:00)
bjr a tous
izao e misy zavatra mba tiako fantarina ity, nisy sipako taloha izay dia nony nanao izahay dia nangovitra be lery tahaka ilay nahazo an'i leonardo Decaprio tamin'ilay titanic iny:-D. tsy sahy nanontany azy aho anefa, mba manao zany v nareo lehilahy dia mety inona no dikany tianareo be ve ilay sipa sa mety mpahazo fotsiny e ?
répondu par fijo le 19/01/2006 21:13
2. rjot ( 13/01/2006 11:42)
Ra toa ka le vao anao iny d mety zay izy vô nanao,zay mintsy izy vô nahita an le molotsa kely (sa beuh)anao iny;fa ra toa ka efa manao mintsy izy no mangovitra d anontanio azy ny antony
3. dadabe ( 13/01/2006 13:34)
sao de mba koplexer kosa e, na mety matahotra zavatra hafa izy de lasa mangovitra tsy fidiny
4. mandrindra ( 13/01/2006 14:26)
dia hafanao izy fa tsy ampy hafanana e.
5. Vahinala ( 13/01/2006 16:02)
Mety mbola virja kosa izy angamba e,d zay mintsy vao hanao matoa manao izany, asa aloha !
6. lapino ( 13/01/2006 17:16)
Sô de natahotra lery hoe tsy tafavoaka eo intsony ilay zavatra raha vô tafatsofoka ao?!
Sa heverin'lery fa marary ve?
Sa sô de ny fisanasanan'i xxx kosa no nampatahotra an'le razoky kle?! :-D:-D
7. Vahinala ( 13/01/2006 17:27)
lapino > Andray kosa e ! :-D:-D:-D
8. fasaly ( 13/01/2006 17:29)
hihihihi! sao de tsy mahatadidy hoe sendra ririnina ny andro taminareo niaraka nanao voalohany zany!!!!nanàla akanjo de nagovitra teo....:lol:
9. vivi ( 13/01/2006 18:30)
tena mety nangatsiaka marina kosa izy e!, fa taloa v efa nanao anizany v izy? ary tsy aziko ilay probleme, vaovao zao io sa manontany zavatra efa lasa ianao? , ary nifamerina v nareo?, nisaraka firy volana?, sao kosa manko efa elab lery no tsy tany tsony ka tsy nisy anao d zao indray vao nihinana? mafy koa zany!, tsy mihomehy loza fa tsy tiako mahazo ahy , au moins leonardo natahotra anilay adversair sy nangatsiaka ny andro! hihihi!
10. fijo ( 13/01/2006 19:32)
aiza kosa ry vahinala an,dia mamely akaiky eo an
11. majakely ( 13/01/2006 19:33)
Mety hoe satimaka kosa e,,,:-D:-D
12. Veloo ( 13/01/2006 19:45)
mety tsy ampy vitamine ko lery knou, aiza ka aina anie iny lasa iny e... omeo sakafo be ao aky izy ry xxx :wink:
fa anontanio izy tsy olana mihitsy ny manontany ampio izy retsy a sipan-njy iny ko :wink:
13. tsikymamy ( 13/01/2006 21:20)
Mety tsy voafehn' ny leiry intsony ny excitation ka miakatra avo be ny tosi-drà ary miteraka ny vibration'ny tena manontolo.
14. Vahinala ( 13/01/2006 21:25)
fijo > Fa anga twa mbola virja kle ! :-D:-D:-D:-D

Eny marina hoa, efa niaraka tokoa moa zany nareo taloha ry xxx d tsy nanao ohatr'izany ve izy taloha nefa ?
15. diamondra27 ( 13/01/2006 23:19)
sambatra kia njy mampiterakovitra bandy zany a!, vitsy ny olona toa anio fa aza ny côté négatif no jerena.

Mety tena reveny be njy e!, de teratsemboka ve izy? raha eny de tena excité izy zany. Ary ny fitempon'ny fony t@zany nanao ahoana, raha vao midobodoboka be de midika zay fa tena en extase lery de tena bravo njy
16. Herimiafina ( 14/01/2006 04:09)
Ka normala raha somary matahotra ny kapiteny rehefa ny sambo no manao azy indray hoe aleo ianao no entiko hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Koditra ihany ra-Kapiteny hoe tena experta be kay ity samboko ity nefa zah mbola tsy dia ampy eksperiansa klé.
17. xxx ( 14/01/2006 05:55)
Mety manaikitsa b zay ny an'jy d voaketoka d nangovitsa kle , :lol:
18. xxx ( 14/01/2006 07:59)
raha lé zvt no mangovitsa dé zay lé vibration genitale e! lol!
19. lapino ( 14/01/2006 08:09)
Eny hoà, xxx ary zany nahazo manette vibrante, dia ahoana indray? :lol::lol:
20. Mariano ( 14/01/2006 11:43)
diamondra> Ok e, mahay mamaly a, reveko e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4407