nangovitra i lery !!

21. ravakamalala ( 14/01/2006 14:45)
ny ahy zao tsy misy mbola nangovitra tamiko zany mihtsy ry zalahy dia ny téléphone ko no ataoko vibreur dia ataoko anaty paosy , dia ampanenoiko!!:-D:-D
22. Veloo ( 15/01/2006 02:42)
a ry ravaka a :-D:-D:-D:-D:-D njy ty mampime kle :-D:-D
23. jennifer2 ( 16/01/2006 03:39)
ravaka!:-D:-D
24. rjot ( 16/01/2006 09:37)
tsotra io eh: ilay ilely vôloany no nahatonga an'i lery nangovitra.
Na koa enao no niteny taminy oe "ao za mba ataovy kely".
25. xxx ( 16/01/2006 10:01)
misaotra ry reto mamaly ilay sujet
fa zao aloha ny tena marina e
1- ilay sipako io dia izay izahay vao niaraka nidodo donc premiere fois ho anay roa fa tsy anay manokana
2- ny andro tamin'io mafana tsara fa tsy nangatsiaka
3- ny mahagaga aahy dia faharoa amin'ny lehilahy niaraka tamiko io mangovitra io
ka dia asa re ry reto a fa dia mba valio indray hoee
misaotra mialoha @ valinteny an !
26. nyeja ( 16/01/2006 10:08)
:oops:(l):-D:-o
27. Vahinala ( 16/01/2006 10:36)
xxx > Hummm misy zavatra tena mampa te ho tia be an'ilay bandy zany any amindry any d lasa mangovitra tsy fidiny mintsy izy e !
28. hery ( 16/01/2006 11:22)
xxx> tsy azoko ilay 3-

Lehilahy roa ve samy nangovitra daholo? :-)

Raha le mangovitra aloha dia mety mitranga fa tsy hoe isak'izay miara-dodo izao dia mangovitra foana (mila tohana manokana izy raha izany) Ny tena mahatonga ny mangovitra dia harerahana (Reraka miasa sns) otran'ireny manao paompy ireny ihany ilay mievaeva eo antenantenany iny dia mangovitra ny tanana sy ny lamosina.

Ny vaovao mahafaly dia tsy aretina ilay izy :-)
29. lilbon ( 16/01/2006 11:55)
mangovitra refa mangatsiaka no antony!
mangovitra satria misy difference de temperature tampoka soit le vao manomboka manala akanjo iny soit le refa vita ny natao hihihi
30. Veloo ( 16/01/2006 20:25)
aleo angovitra ao doly e... tsy mazava ny resaka-njy:roll:
31. Herimiafina ( 16/01/2006 20:28)
Mampangovitra koa ity Veloo ity kah, hehehe=))=))
32. Vahinala ( 16/01/2006 20:31)
Fa inn ary no tena mampangovitsa ao am xxx io ? :{:{:{:{:{
33. Herimiafina ( 16/01/2006 20:41)
Tsy haiko, aleo klou zah ho any de ho hitako eo, hehehehe:-D:-D
34. ravakamalala ( 16/01/2006 20:56)
sao dia mba misy bemangovitra mamindra any? :idea:
35. lilbon ( 17/01/2006 04:07)
xxx>izao koa misy zavatra 1:
misy olona mampangovitra miaraka aminy satria
mangatsiaka be ny vatany na le avy nandro tamy rano mangatsiaka enao .
misy manko olona mafana vatana de misy kou le mangatsiaka vatana de refa mifampikasoka zany de soit tera-tsemboka soit mangovitra arakaraka:
36. xxx ( 17/01/2006 09:49)
misaotra anareo ry reto mamaly ity sujet ity an
hery> izao mety ho logique kokoa raha ny fijeriko azy, ilay fisehon'ilay mangovitra anefa ny tsy azoko amindry zalahy dia ilay vao manomboka iny ny action fa tsy hoe efa reraka izy no mangovitra ange e , samy mbola tena ao anaty fahavononana tsara iny , ilay izy no miseho, marihiko aloha fa mandritra ilay preliminaire sy efa ho vita iny .
libon> izaho ange ry libon efa nanafana tena tsara fa tsy mangatsiaka e sady rano mafana no nataoko , araka ilay nohamariniko dia ny andro nafana tsara, dia ahoaan izany ?
37. Vahinala ( 17/01/2006 11:29)
xxx > Ary maninona raha izy mihitsy no anontanianao dia ho hitanao eo zay avaliny ? Fa maninona hoe enao no mangovitra ?
38. lilbon ( 18/01/2006 07:23)
tena tsy haiko tsony e!lol:lol::lol:
39. jennifer2 ( 18/01/2006 23:50)
misitery?
40. lilbon ( 19/01/2006 03:26)
de ahoana indray le misy frissons tsy mitovy ihany ve !?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5415