Fa nanin anareo i G Bush ê!

1. kala ( 12/01/2006 06:35)
Nalain'ol ankeriny teny @ autoroute i G. Bush nandritry ny le ora fisesehan'ny fifamoivoizana iny (ambohitaiazy).
Niala any le tary anakiray nikapokapoka le fitaratra.Nidina ny mpamily.
"fahoana ry leiry? Inon no mitsanga?
De hozy le tary ray : "tena nisy naka an-keriny leiry G Bouche â! Mila 10 millions de $ hono fa raha tsy zany rarahandjy leirony @ lasantsy leiry ary hotselarany @ afokasoka. Kôpy ve elà ê! Mila sos zany"

De lasa razoky nitety le vam be da be hanangona ze fanomezana hamotsorana an-draBouche.
Rehefa vita ny kanja. Nanontany @'izay le mpamily.
"Ahoana????Hoatrin no voaangona??
De avy de nivazavaza be le tary ray "Briquet roapolo eo hoe eo"....

Zà tsy mahay sary misy lelanafo be
répondu par Veloo le 17/01/2006 20:22
2. lanto92 ( 12/01/2006 07:05)
:lol:
3. ari.malala ( 12/01/2006 07:51)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. Veloo ( 12/01/2006 18:36)
:-D:-D:-D
5. mamzelkely ( 13/01/2006 06:24)
:-D:-D:-D
6. Veloo ( 13/01/2006 20:17)
:-D:-D:-D:-D
7. jennifer2 ( 15/01/2006 15:13)
8. Veloo ( 15/01/2006 22:24)
ary to lasa mime fotsiny ato :-D:-D:-D
9. jennifer2 ( 16/01/2006 03:48)
ka tsy misy commentera tsinona ka!
10. kala ( 16/01/2006 04:40)
Te hi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Nareo mampihomehy daholo
11. Veloo ( 16/01/2006 18:25)
:-D:-D:-D:-D tsisy commentaire zany :-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 16/01/2006 18:37)
Fa maninona anareo marina ary i Bush e? Izy ary somary vendrabendrana iny! Mampanaelo, hehehe=))=))
13. Veloo ( 17/01/2006 20:22)
:roll::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484