mainty aho.

1. fijo ( 11/01/2006 20:59)
mihaino vazo gasy aho ,dia maheno ilay hira hoe:"mainty aho"
lazainy fa mainty izy ka izay no tsy hitiavana azy.
io dia fahambaniantsaina.ny fitiavana dia voafetran'ny safidy.mety hisy mainty nefa tiany,fa enao no tsy tiany,ka aza avy dia havadika resaka volonkoditra le izy.
za izao raha hikoty vazaha ka tsy tiany,dia hikiakiaka ve za,fa satria gasy dia tsy tiany,nefa mety misy gasy hafa mahazaka azy?????tsy tao amin'ilay sokajy tiany fotsiny aho dia izay,na koa za tsy nahay nikoty,fa tsy avy dia hoe satria za zao.....
répondu par pitchou le 23/01/2006 18:03
2. ravakamalala ( 11/01/2006 21:26)
milamina enao fijo fa inn aza ty mi sendaotra be ty!! oouuhhh!
mety marina ny teneninao fa aza tonga dia tsikeraina be ohatran io ilay hira fa mba fantaro aloha hoe tam taona firy no nosoratana ilay hira, mety hoe nanjaka be ny fanavakavaham bolokoditra tam zany.

fa ianao raha mikôty vazaha ianao dia ny mifanohitra no mitranga, tonga dia mahazaka satria mainty! ny vazaha tia mainty fa eritreretiny fa be basy:-D:-D
3. dadabe ( 12/01/2006 02:02)
zao lesy ra fijo a> zah manokana aty (chine) dia zah tsy miraharaha satria haiko fa tsy misy sinoa mainty na iray aza, ary tsy misy sinoa ngita volo, rehefa mandeha eny andalana ianao dia jeren'ny olona rehetra , zah tsy mivakl , fa amiko tsy ny lokony no jerena fa ny atidoha no ampiasaina.Lazaina fa hoe tsy mahazaka sinoa hono ny afrikana , ???!!! ca va pas non , nanaovako demonstration ra -fijo fa ho aiza eo anefa e:wink:

ny tiko ambara dia ity > aoka tsy hisy intsony ilay complex d'inferiorite fa efa nilaozan'ny totrandro e
4. zandikely ( 12/01/2006 03:47)
Aiza dia raisina hoe fahambaniantsaina ilay izy fa zavatra nihatra taminy fiainanay ilay izy, ny artiste dia mitantara ny zavatra iainany. Sady amin'ny tonon'ilay hira ingahy ZEZEH MAHANORO dia mametraka ahiahy fa tsy manao affirmation: MAINTY AHO...IZANY ANGAMBA NO TSY HITIAVANAO AHY.
Raha ny tantaran'io hira io dia nifankatia ingahy ZEZEH MAHANORO sy ny zanakavavin'ny Directeur LA SICE angamba tamin'izany andro zany efa ela be, toa hoe frantsay io fianakaviana io, tsy nanakasitraka izany fiharan'ny zanany vavy sy ZEZEH ilay Directeur ka nanao ny zavatra mba nandravana io fitiavan'izy ireo.
Izany ny tantaran'io hira io, ambany fisainana ve izy raha hitantara ny zavatra niainanay?
5. ainaheri ( 12/01/2006 06:08)
Marina ny an'ny zandikely > ny ankebeazan'ny hiran'ny KAIAMBA d zavatra niainany daholo no
ataony hira fa tsy miteniteny fona otran'ny mpanakanto @zao fotoana,henoy tsara ny hiran'ny Kaiamba fa misy lesona tokony ho sahaza ny tsi11
ao anatiny!!
6. diamondra27 ( 12/01/2006 06:29)
oadray re ry voahangy o!

misy mahatsiaro ny hira fahiny indray ato izany an!

fijo: f'angaha ianao mainty? ary noheveriko fa peau rouge kle, saika mba hilalao western niaraka taminao anefa za , za manko amerikanina hi hi hi
7. ari.malala ( 12/01/2006 07:13)
diamondra, hihihi
8. rurik ( 12/01/2006 07:20)
dadabe:

zao lesy ra fijo a> zah manokana aty (chine) dia zah tsy miraharaha satria haiko fa tsy misy sinoa mainty na iray aza, ary tsy misy sinoa ngita volo, rehefa mandeha eny andalana ianao dia jeren'ny olona rehetra , zah tsy mivakl , fa amiko tsy ny lokony no jerena fa ny atidoha no ampiasaina.Lazaina fa hoe tsy mahazaka sinoa hono ny afrikana , ???!!! ca va pas non , nanaovako demonstration ra -fijo fa ho aiza eo anefa e:wink:

ny tiko ambara dia ity > aoka tsy hisy intsony ilay complex d'inferiorite fa efa nilaozan'ny totrandro e


dadabe an za ko dia tratran'io aty maro be ny olona no mijery rehefa mandeha mivoaka iny nefa aty be afrikan an fa ny ataoko ao atsaina dia we maniry ry zalahy , sady maro anie ny mijery tsy we tsy tia fa ny paniry no betsaka , sady aleo aloha mainty e sady gasy ka manja hoy ny fitenenana.
dadabe an sady mety maniry ny masonao koa ry zareo ny sinoa toa kely maso e ! sa diso aho?
9. Vahinala ( 12/01/2006 07:36)
Le fanavakavahambolonkoditra ange tsy amin'ny lafiny fitiavana no tena hita fa amin'ny fiainana andavan'andro e,ary zavatra tena nisy io taloha fa tsy hoe noforonina akory na fitiavana te hitsikera fotsiny ihany !
10. rurik ( 12/01/2006 08:16)
fa na atramizao ary aloha tena misy io fa amiko an mitovy daholo tsy misy ra mainty na fosty fa samy mena daholo ka mba lazaina koa we ry zareo koa ary mba fotsy ko .
11. pika ( 12/01/2006 11:31)
miombonkevitra @ zandikely ary hiran'i Nono iny dia fantaro hoe inona moa no nalaza t@zany tsy mbola ny fanavakavahambolokoditra
ekena fa tsy tokony hisy intsony izany ankehitriny @zao androntsika izao fa na izany aza dia tsy azo lavina ny mbola fisiny na @ fomba ankolaka aza fa tsy direct
12. vale ( 12/01/2006 12:23)
fijo> eeeee, nefa misy olona ireny mainty volonkoditra ireny mintsy no tiany! mmmmh!marina ny anao! tsy voatery hoe mainty2 ny ol iray de ratsy izay! na fotsy2 de tsara! ny bika @endrika no mitondra io! dia ny toetra koa mazava hoazy!tsy ny mainty aza ve no sensuel(le) é! :roll:
faharoa eo @tsika malagasy ko ty fisainana ity hoe rehefa petakorina de ratsy! ny mahagaga anefa de ireny mintsy le mahafatifaty ny vaza sy ny vahiny aty!:roll:sa ve ny ol toko tsy masin'antaniny é!:?:
ny lava orona mitady petakorona ny petakorona mitady lava orona!:{ ka tsy tokony hisy ireny hira na fitarainana ireny mihintsy hoe mainty zaho de voatery ho ratsy izay! na oe petakorona de ratsy! tandremo fa misy fotsy no lava orona fa tsy dia mahavoa noho le mainty an!!!!!:!:
13. vale ( 12/01/2006 12:30)
manahoana FIJO> tena izay mihintsy! tsy tokony hisy ireny fitenenana hoe mainty zaho de ratsy na tsy tiany ranona ! (fomba fisainana tsy miady mintsy iny!)satria ny bika @endrika no mitondra io fa tsy ny volonkoditra akory :!: eo koa ny toetra mazava ho azy! fa ny mahagaga dia isika malagasy izao de lasa fomba fisainana mintsy le oe petakorona ity koa de oe ratsy izay! :{ ny mahagaga indray nefa toa ireny no ifandrombahan'ny vahiny sy hitany fa MAHAFATIFATY sy manja @ry zareo! ka lasa ny eritreritro oe izay tsy an'ny tena ihany toko ve no tiana é! fa amiko manokana alo de mahita aho fa ny ol mainty "sensuel(le)" é!na gasy io na vahiny, ary tsy voatery ho ratsy taré ihany koa! misy ihany koa ol fotsy fa tsy de mahavoa é!
14. lapino ( 12/01/2006 13:30)
MAINTY AHO...IZANY ANGAMBA NO TSY HITIAVANAO AHY.

Izany ve tsy vao mainka mi-reconnaître hoe ratsy ny fahamaintisana?! Nefa lery mainty! tsss
Mbola betsaka ihany no tsy tonga saina, na artista (izay tokony manana niveau d'instruction tsara ihany) aza mbola mihira an'izany!
15. vale ( 12/01/2006 14:43)
Fijo > salut enao ! Tena tokony hiala ao an-tsaintsika malagasy tokoa iny fomba fisainana iray iny é! ary izao: f'angaha koa moa raha olona mainty2 dia ratsy? hum! na hoe ny ankoatr'izay dia tsara? io samy manana ny safidiny! amiko manokana aloha dia mahita fa ny olona mainty2 sansiela be mahintsy é! ary ny tarehy sy ny bika koa no mitondra io fa tsy ny lokon'ny hoditr'ilay olona akory!!! ny mampihomehy dia > @ tsika malagasy ny petak'orona ( na fotsy na mainty ) entina ilazaina hoe ratsy tarehy! ny mahagaga anefa fa ireny indd no mahamatimaty ny vahiny! de asa alou é!... ary tsy izay lava orona rehetra koa dia hoe tsara! ka tokony mba handinika ihany @ iny fomba fijery iray iny an!
16. Veloo ( 12/01/2006 18:33)
aty ndray tsisy an'izany kle :wink:
17. pitchou ( 12/01/2006 19:57)
vale> PETAK'ORONA AHO KA IZANY ANGAMBA NO TSY ITIAVANA AHY .... refy avy aiza indray moa no ilazana fa ratsy ny petak'orona e! sa hoe satria tsy mitovy @ vazaha be vatak'orona?:roll:

fijo> inn leisy no rarahian'elà @ zany! raha ze fotsy no tsy tia mitotoa koba hatavy d araho rano b d b! ngah koa moa ny fotsy tsara? he ny lokony aza matsatso knou!
18. Vahinala ( 12/01/2006 20:29)
Misy raha la terre hoy ny fitenenana e !
19. fijo ( 12/01/2006 20:48)
diamondra an ,afaka milalao tsara isika ka.
za anie tsy miraharaha,fa le izy mihira an'io no tsy voako e.avy dia manaiky ambany be izany ka tsy voako.io voalazan'i dadabe io izao ,no tokony ,hoataony.
20. diamondra27 ( 13/01/2006 07:12)
fijo: ho avy ary za miaraka @ soavaly sy ny basy an, miafena tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901