mainty aho.

21. vale ( 13/01/2006 08:17)
pitchou:

vale> PETAK'ORONA AHO KA IZANY ANGAMBA NO TSY ITIAVANA AHY .... refy avy aiza indray moa no ilazana fa ratsy ny petak'orona e! sa hoe satria tsy mitovy @ vazaha be vatak'orona?:roll:

fijo> inn leisy no rarahian'elà @ zany! raha ze fotsy no tsy tia mitotoa koba hatavy d araho rano b d b! ngah koa moa ny fotsy tsara? he ny lokony aza matsatso knou!

pitchou> :-D ko zà mbô gaga ry pitchou! misy olona mpiteny izany mintsy aky à! :wink: :-*

22. vale ( 13/01/2006 08:20)
Veloo:

aty ndray tsisy an'izany kle :wink:


veloo> njy tsy nahazo resaka njay teto an! :-* ny gasy aky no tenenina izany hoe manaratsy tena izany à! satry ny gasy ny ankamaroany mainty no petak'orona!:wink: :-*
23. vale ( 13/01/2006 08:25)
dadabe:

zao lesy ra fijo a> zah manokana aty (chine) dia zah tsy miraharaha satria haiko fa tsy misy sinoa mainty na iray aza, ary tsy misy sinoa ngita volo, rehefa mandeha eny andalana ianao dia jeren'ny olona rehetra , zah tsy mivakl , fa amiko tsy ny lokony no jerena fa ny atidoha no ampiasaina.Lazaina fa hoe tsy mahazaka sinoa hono ny afrikana , ???!!! ca va pas non , nanaovako demonstration ra -fijo fa ho aiza eo anefa e:wink:

ny tiko ambara dia ity > aoka tsy hisy intsony ilay complex d'inferiorite fa efa nilaozan'ny totrandro e


dadabe > hita oà ry dadabé!:-* ny ahy alou tsy dia ny volonkoditra ko no mahasarika ahy @ olona iray fa ny endrika dia indrindra ny TOETRAny é! dia manamafy ny voalazan'i fijo ihany koa mo izany é!!! fa tsy nisy teny milaza mihintsy hoe ny mavo tsara noho ny mena na ny mena tsara noho ny fotsy na ny mainty tsara noho ny beige!(arabo io!)tena fisainana nampidirin'ny mpanjanantany t@tsika malagasy io angamba raha azoko tsara alou é! ntsssss :?
24. vale ( 13/01/2006 08:35)
MIALA TSINY RAHA MIVERIMBERINA IMBE DIA BE ny hevitra nalefako fa omaly toa nisy olana teto @ dinika ka isaky ny manoratra aho dia tsy itako ilay izy hay moa ireo voatahiry ireo daholo !!!!
25. dadabe ( 13/01/2006 11:44)
izany an hahahahaha tsy olana izany vale a :*
26. Mifenty ( 13/01/2006 11:46)


ka mety mainty ngamba i vale ka izany angamba no mampiverimberina imbedabé anle izy
27. pitchou ( 13/01/2006 16:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. booboo ( 13/01/2006 16:33)
:-D
29. ravakamalala ( 13/01/2006 16:34)
Nareo kosa e! tsy hoe tonga dia izy no manambany tena hoe ratsy ny mainty na ratsy ny petak'orona (....za zao petak'orona oooppppsss), fa misy ny atao hoe "préjugés", ka atao ahoana fa izy aza iharan ny zavatra ohatran izany!!

milaza ny zava misy izy na dia tsy eritreriny aza.
30. Veloo ( 13/01/2006 19:11)
vale a ay ve ny gasy mihitsy no manaratsy tena e? eeeeeeehafa kely ndray zany....
vale a ndray2 aky za tsy mi-compy ilay resaka a hihihiih aza omena tsiny e:wink:
31. vale ( 13/01/2006 21:01)
Mifenty:



ka mety mainty ngamba i vale ka izany angamba no mampiverimberina imbedabé anle izy


Mifenty> :-D :-D:-D zà sôkôlà knou!:{ :wink:
32. vale ( 13/01/2006 21:05)
ravakamalala:

Nareo kosa e! tsy hoe tonga dia izy no manambany tena hoe ratsy ny mainty na ratsy ny petak'orona (....za zao petak'orona oooppppsss), fa misy ny atao hoe "préjugés", ka atao ahoana fa izy aza iharan ny zavatra ohatran izany!!

milaza ny zava misy izy na dia tsy eritreriny aza.


:-D ny vadiko no mainty raha tianareo ho fantara!izay no antony nahatonga ahy hi-réagir satry izy izao mainty hoditra nefa itako tena bogosy no sensuel ka aôna nareo @ zany? izay no tiko ko!:-D:{
33. vale ( 13/01/2006 21:06)
afrikana raha mbola tsy mazava koa é!:wink:
34. Vahinala ( 13/01/2006 21:28)
vale > Tsy maninona aky zany an, io ange safidy e ary ny fitiavana anga misy an'izany fa rehefa tiana d zay no tena imoportant e !

dadabe > Ary enao ty ataonao bizou jiaby oul rehetra an, fa anga efa ela beu ts nanao bizzzzzzzzzzou ! :-D:-D:-D:-D
35. vale ( 14/01/2006 11:20)
ravakamalala:

milamina enao fijo fa inn aza ty mi sendaotra be ty!! oouuhhh!
mety marina ny teneninao fa aza tonga dia tsikeraina be ohatran io ilay hira fa mba fantaro aloha hoe tam taona firy no nosoratana ilay hira, mety hoe nanjaka be ny fanavakavaham bolokoditra tam zany.

fa ianao raha mikôty vazaha ianao dia ny mifanohitra no mitranga, tonga dia mahazaka satria mainty! ny vazaha tia mainty fa eritreretiny fa be basy:-D:-D

ravakamalala> ny vazà angà kely basy ?:{

36. vale ( 14/01/2006 11:23)
Vahinala> ndry angé aky malalan-tsaina no mamaky tsara izay soratan'ny olona vao mamaly angamba fa tsy toy ny hafa é! ny sujet aza tsy azony tsara akory nefa maika ery hitsaratsara!hum!kiss njy Vahinala!:-* (l)
37. Vahinala ( 14/01/2006 11:38)
Ny zavaboarin'Andriamanitra leretsy tsy misy ratsy zany a, fa misy koa le olona d mandika ara bakiteny be fotsiny anle hira zany e. Na mainty io na fotsy io na na oranza io na flio io tsara daholo fa isika olombelona no tsy mahay mankasitraka ny zavatra eo ambany masontsika.

vale > Kissss njy :-*:-*:-*:-*
38. vale ( 14/01/2006 22:16)
dadabé> :* :wink:
39. Veloo ( 15/01/2006 01:49)
8O:roll:8O
40. vale ( 15/01/2006 11:34)
Veloo> :* ko njy an!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2837