Soavaly fotsy

1. Vahinala ( 11/01/2006 13:38)
Niara nandeha nijery sinema hono ireto bandy 2 lahy, ny 1 frantsay ary ny 1 kosa belge.
-Sahy manao pari amin'ialahy aho hoy ity frantsay fa mianjera izao io kofa ambony soavaly fotsy io.
-Tairo ary hoy ilay belge fa raikitra zany.

2 minitra taty aoriana nandeha ny tantara, iny tokoa fa nianjera le bandy tao anaty film ka taitra ilay belge :

-Tsss aleo letsy tsoriko amla fa efa hitako io filma io no tena marina a, hoy ilay frantsay.
-Ka za koa anie letsy hoy iry ray efa nahita an'io e, fa tena tsy nampoiziko hoe mbola hianjera fanindroany indray nedala !
répondu par Veloo le 19/01/2006 19:35
2. dadabe ( 11/01/2006 14:18)
:D:D:D:*:*
3. pissoa ( 11/01/2006 14:28)
milay beeeee :-D:-D:-D
4. enteme ( 11/01/2006 14:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. Veloo ( 11/01/2006 19:16)
=))=))=)) miciii aky vahinala a tsy ratsy iny
6. ari.malala ( 12/01/2006 05:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 12/01/2006 06:03)
sao dia ilay soavaly fotsy n'i Napoléon ary io.

Milay e:-D:-D:-D:-D
8. kala ( 12/01/2006 06:14)
De raha mianpy gasy iray zany le niresaka de nianjera fanimpiriny nedala.

Fa raha nitohy le film ka maty leiry de ahoana ndray ny handevenana azy. De alevina fanimpiriny dray koa nedala oh la la
:}:}:}:}:}:}
9. Vahinala ( 12/01/2006 07:42)
kala > :-D:-D:-D:-D
10. ari.malala ( 12/01/2006 07:51)
:-D:-D:-P
11. Veloo ( 12/01/2006 18:44)
:-D:-D
12. mamzelkely ( 13/01/2006 06:26)
milay ka :-D:-D
13. kala ( 13/01/2006 13:37)
Kou ny aza hitako kou ange isika miresaka eto no mianjera fa mieritreritra le film de mienjera.:evil::evil::evil::evil:
Angamba i Vahaniala tapa-tsinay :-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. dadabe ( 13/01/2006 14:39)
15. Vahinala ( 13/01/2006 16:06)
kala > :-D:-D:-D:-D:-D:-D

dadabe > maninn njay enao ? :*
16. Veloo ( 15/01/2006 01:29)
:roll::roll:
17. pissoa ( 15/01/2006 08:40)
:roll::roll::roll:
18. jennifer2 ( 15/01/2006 15:14)
19. Veloo ( 15/01/2006 22:25)
inn njay io ry jenny?:-D:{:{:{
20. kala ( 17/01/2006 06:00)
dadabe efa tambatambazana mbola tezitra sy malahelo ihany.8-)
Nefa ny ol efa be felomana le bizou.:oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2143