lehilahy

1. xxx ( 10/01/2006 22:25)
inona no mahatonga ny lehilahy , somary tsy miraika na somary tsy taitaitra @ vhv , tsy vonona ny hanambady na efa manan situation tsara aza , mbola t hirevy v sa? ,ary ahoana no ahafantarana lhl tsy mivakiloa reny we tara ? , mety mamoaka fihetsik
répondu par soasoafy le 24/02/2006 13:40
2. lapino ( 10/01/2006 23:03)
Asio zavatra mampiraika aloha ny vehivavy dia miraika foana ny lehilahy e! :wink:
Fa maninona ny vehivavy hoà no maika hanambady foana? Matahotra ho lany zara ve? Sa misy tsy fahatokisana? Tsy ataotao foana ange izany fanambadiana izany, fa rehefa ataon'ny lehilahy hoe tokony amin'izay dia karakarainy foana io e.
ny sasany:
Une femme s'inquiète de son avenir jusqu'au jour où elle se marie.
Un homme s'inquiète de son avenir à partir du jour où il se marie.

Dikateny malalaka: "Mihevitra ny hoaviny ny vehivavy mandrapahatongan'ny anambadiany. Mihevitra ny hoaviny ny lehilahy manomboka amin'ny andro anambadiany"

Ny ahafantarana indray ny lehilahy hoe tara na tia na tsy mivaky loha aza, dia resaka + franchise. Fa ho an'ny lehilahy tsy direct mivoaka ivelany izay avy ao am-po.

Misy toetra mifanipaka ny lehilahy sy ny vehivavy, dia mila ekena izay fifahasamihafàna izay eo amin'ny fiarahana.
3. dadabe ( 11/01/2006 00:35)
4. dadabe ( 11/01/2006 00:37)
5. Herimiafina ( 11/01/2006 02:18)
Heisenberg: principan'ny Incertitude: ny fandinihantsika ny zavatra iray no anisan'ny mampiova endrika azy.8)
6. fijo ( 11/01/2006 04:30)
ka le sipa koa mety tsy mahasarika ko
7. xxx ( 11/01/2006 07:42)
aiza kosa ry fijo a!, raha vao hitany lery anie ilay sipa d eo foana lery e! fa rehefa tsy hitany maso na mandeha miasa d efa hadinony sahady , ka eo ilay fanontaniana mipetraka we , manao fananiana ny tsy hotara v ny bandy sa miezaka ny tsy ho tara mihintsy , satria rehefa mahita d tsy mahatan-damba fa rehefa any ambadika d tsy @ zany mihitsy, nefa anie ny vhv rehefa tia d tia e, na eo na any ambadika tia foana e!, @ olona mpisipa io resaka io an, za zany mba tiako ny ahatonga azy we hitovy tantana fa tsy mandeha ila , fa ny ahy 100, ny azy toa 50/100 fotsiny fijeriko azy !
8. ravakamalala ( 11/01/2006 19:56)
Araka ny tenenin i lapino dia tsy mitovy ny lahy sy ny vavy ary tokony ekena amin izay raha tsy iznay dia ady lava.
Tsy midika akory hoe tsy tia izy matoa tsy miraika rehefa tsy hitany eo ianao.ny vehivavy no mila mi téléfona foana, sy mandefa sms, sy manoratra kely, sy tsy haiko ntsony fa ny lhl tsy mampiasa izany mba anehonay ny fitiavany.
Fa aza atao mahataitra izany, rehefa mampiseho izy hoe tia andry rehefa eo akaiky eo dia ifalio fa hitady inn indray?

mila manana faharetana indry amin ny lhl. tsy aleo ve lhl tena vonona sy tena tia no manambady andry? na dia ela be aza izy vao tapa kevitra, amin izay fotoana izay mba tena matotra ny safidiny ary tsy hiverin dalana intsony izy. Toy izay lhl maika ny hanambady dia rehefa injay tafiditra ao vao manenina, dia hampijaly andry mandrapahafaty ao?

za mbola mieritreritra foana hoe aleo manabady lhl tia na dia tsy dia tiandry loatra aza, toy izay lhl tiana be nefa ny fitiavany eo ho eo ihany.
9. Vahinala ( 11/01/2006 20:34)
xxx > Samy manana ny fanehoany fitiavana re ny lahy sy ny vavy a ! D tsy maintsy zay foana ny fandehany, raha tsy miraiky aminao izy d manaova zavatra mba maha taitaitra azy e !
10. vivi ( 12/01/2006 19:35)
raha izahako indray d aleoko reny bandy milamindamina reny fa atao inona koa zany bandy b resaka sy dedaka zany , reny tsy mahavita ninoninona fa resaka fotsiny , sady ny bandy rehefa tsy b resaka d somary serieu izy zay , rehefa tiany ianao d tia fa tsy mampiesona zany . raha vao ny lhlwe tiako ianao e, alaiko vady e,eeee! ndraindray resaka no bdb!
11. fijo ( 12/01/2006 20:25)
vivi marina koa izay an,fa ny bandy koa,anie na tia aza tsy mila kolena be loatra e
12. Vahinala ( 12/01/2006 21:14)
vivi > Hita wa, aleo lavitra aza kofa ts d miteniteny toy izay zetem isakanandro nefa avy eo tsy hamokatra akory, aho zany efa nahita bandy otrizany an, fa pfffffff beu ! Fa marina koa io lazainy fijo io ny bandy refa tena tiana dia tsy tsara aseho trop be azy hoe tena tia anie enao nefa koa ny olana sarotra le manafina indrindra fa ho any vhv an !
13. fijo ( 12/01/2006 21:17)
ka mody tsy tia kely ,dia asiana fitiava be tampokaka
14. diamondra27 ( 13/01/2006 06:55)
fijo: zay le tena milay, zay ngamba no maha virjiny an'i fijo ty an!
15. fijo ( 17/01/2006 21:58)
didi ko tsssss,manao izay ahamenatra ahy eo
16. soasoafy ( 24/02/2006 13:40)
Tena marina mintsy le we tsy azo aseho bandy mintsy we tinao izy fa manjary mapifilafila izy (sarotra tiavina otran'ny....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2575