ke faire des athés

1. zarbi ( 10/01/2006 07:14)
nisy viavy tsy mino an ANDRIAMANITRA na i BOUDHA na tou les otres Dieu ke vous connaisser
tao @nay ka lasa fanalana ny tsy finony
ny mahagaga anefa dia catolika ny papany
ary ny mamany maty
io fahafatesan dreniny io no tsy mampino azy intsony an ANDRIAMANITRA
Ka ino no tokony atao mba ialany @ izany tsy finona izany
répondu par marozevo le 08/02/2006 00:41
2. dadabe ( 10/01/2006 07:54)
zarbi > tsy dia azoko tsara le fanontaniana
3. jentilisa ( 10/01/2006 09:06)
Aza analanareo izy aloha! fantaro avy eo hoe toheriny ve izay nataon'Andriamanitra sa ny fisiany mihitsy no toheriny? Dia ataovy ho namana akaiky izy mba ahafahany manambara ny alahelony nefa izany tsy hitseranao azy ka hiarahanreo miray sainy fa ny hanitsy ny fisainany kosa no kendrenao amin'izany. Aza tezitezerana fa teneno am-pitiavana! dia mivavaha ho azy indrindra indrindra!
4. mandrindra ( 10/01/2006 09:17)
marina io lazian'i jentilisa io hoe fantaro ny heviny. Fa ny zavatra lazain'i zarbi dia efa tsy mazava, ny athée sy ny tsy mino an'andriamanitra dia efa zavatra roa samy hafa.
Tsy ny finoana an' andriamanitra sy ny fivavahana ihany koa no fanaperana.
5. dadabe ( 10/01/2006 10:01)
hay izay vao azoko le size , maika lotra aho teo , ka inn mou raha tsy efa voalazan'i jentilisa
6. pika ( 10/01/2006 11:46)
voadona ny sainy tsy azo hanomezantsiny azy izany fa anjaranareo no mihezaka maka ny fony sy manambatra ny sainy tsikelikely sy ireo voalazan'i jentilisa ireo fa aza hanalana izany
7. routa ( 10/01/2006 15:37)
de ho ento amim-bavavaka koa izy
8. Veloo ( 10/01/2006 19:52)
fa raha mi-insiste ny oe athe izy dia tsy azo atao na inn na inn intsony...satria i satana no mi-domine ao aminy...
teneno azy oe taiza no nisy an'ireo zava-boahary itany manondidina azy? iza no namorona ny masoandro etcc......???? ary ahona izy no mihaina eto an-tany?
9. dadabe ( 10/01/2006 22:27)
de anaovy delivrance e
10. majesty ( 11/01/2006 03:26)
Mivavaha ho azy !
11. Herimiafina ( 11/01/2006 03:37)
Tsy hoe tsy mino izany fa mandà fotsiny fivavahana, ento any ampiangonana anie izy hoe hitaiza zaza fa raha mandà tsy handeha de midika izay fa mino ihany izy ary matahotra fa mandçà fivavahana fotsiny.

Raha tsy mino mantsy de manao tsinotsinona an'Andriamananitra de tsy miraharaha na anetina any ampiangonana aza. Mba kôzy e! I Losifera ary tonga any ampiangonana koa.
12. marozevo ( 11/01/2006 23:29)
herimiafina > Fiangonana taiza no nidiran'i Losifera le ? !.. Mba loza no nanjo izany Fiangonana izany.
13. majesty ( 12/01/2006 03:30)
fa na izany aza tsara ho faritana ihany ny antsoina hoe ATHE,dia ny hoe "izay manda an'i kristy tsy ho kristy" dia anjaranareo ny mamantatra na ao anatin'io sokajy io ilay olona na tsia.
14. bichette ( 12/01/2006 08:54)
matetika ireny olona nino an'Atra lasa ATHé satria nisy zavatra nahavoadona azy mafy teo amin'ny fiainana ohatra hoe fahalasan'ny havana akaiky indrindra moa raha olona nahafinaritra sy heverina fa tsy tokony mbola ho faty na aretina tsy azo sitranina ka na dia nivavahana aza dia nindaosin'ny fahafatezana ihany sns ... fa ny 90% dia nisy zavatra nahavoadona ka lasa tezitra amin'Atra ny fony , midongy amin'Atra izy ka nanapakevitra ny hanome lamosina an'Atra satria hoe : Atra raha tena misy maninona no tsy namonjy,sns ...;" Ny atao dia mivavaka ho azy aloha ao amin'ny mangingina mba hiovan'izany olona izany fo , hahay hanaiky ny fitondran'Atra izy. Ampahalalana izany olona izany ny toetran'Atra (salamo 103) sy ny hahalehibeazan'Atra hoe "Atra mahalala ny ataony fa isika tokony manaiky. fa tsy tokony omena tsiny izany olona izany fa mbola ao anatin'ny mangidy izy ka vato ny fony
15. jentilisa ( 12/01/2006 09:19)
Ary aza malaky miteny iany voafatotry satana izany! aso hahaterzitra azy fa am-pitiavana hatrany aloha!
16. marozevo ( 12/01/2006 23:44)
majesty:

fa na izany aza tsara ho faritana ihany ny antsoina hoe ATHE,dia ny hoe "izay manda an'i kristy tsy ho kristy" dia anjaranareo ny mamantatra na ao anatin'io sokajy io ilay olona na tsia.



Ngamba kosa tsy izay no izy eh.. Ny tsy manaiky an'i Kristy dia mety ho Non-Chretien ihany, fa ny Athée dia mandà sady tsy mino ny fisian'Andriamanitra.
A = sans --- Thée (Theos = Dieu) = Dieu, pour eux, n'existe pas.
17. fijo ( 13/01/2006 04:35)
zarbi,za koa tsy mino,nefa ny reniko dekona.dia aiza ny olana?nareomino ve no atao hoe hendry indrindra????? ko maninona no manala ny sasany amin'ny heviny?sa izay tsy toa anareo dia biby????
18. fijo ( 13/01/2006 04:42)
ny fahitako le resaka dia tsy hafaka maneho ny heviny izay tsy mino,na koa hoe avy dia ny anareo no marina.
na devoly io na satana na andriamanitra,dia samy tsy nisy mbola nahita"amiko ireo samy tsy misy"ka nahoana ny mino no atao hoe"tsara" ary ny tsy mino "avy dia ratsy"avy hatrany?
19. majesty ( 13/01/2006 04:53)
marozevo:famaritrana tsotra io raha kristiana ka,fa le ATHE @ akapobeany ndray dia ilay manda mintsy hoe tsy misy izany Atra (Jehovah) izany,kanefa izy mino zavatra hafa ohatra hoe raisiny ho i satana indray na ny devoly no Andriamanitra
20. vetsoko ( 13/01/2006 14:51)
nisy choc teo amin'ny fiainana dia lasa naka idéologie propre ho azy izy satria tsy nahita valiny sy fanazavana,zava-pitrania malahelo amin'andriamanitra izga io ary mitady responsable izy hoe iza no nanana fahefana namono ny reniny ary nahoana???dia malahelo amin'andriamanitra izy,mino izy fa misy andriamanitra ary manome tsiny an'andriamanitra izy,ny hoe lasa athé izy dia crise d'identité io,affirmation mais au fond mino izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.35