ke faire des athés
21. Veloo
(
13/01/2006 19:52)
oy i marovezo:
:-D:-D:-D:-D
herimiafina > Fiangonana taiza no nidiran'i Losifera le ? !.. Mba loza no nanjo izany Fiangonana izany.
:-D:-D:-D:-D
22. Herimiafina
(
14/01/2006 04:04)
marozevo:
herimiafina > Fiangonana taiza no nidiran'i Losifera le ? !.. Mba loza no nanjo izany Fiangonana izany.
Samy hafa mantsy ny athé sy ny tsy mino e, ny athé tena manohitra an'Andriamanitra donky mino ny fisiany matoa manohitra.
Ny tsy mino indray tsy miraharaha na entinao any aza fa toy ny trano rehetra aminy ny fiangonana ka tsy hanelingelina ny sainy ny fandehanany any.
Donky raha ny olona iray milaza ho tsy mino an'Andriamanitra no entinao any ampiangonana ka manda tsy hiditra dia tadidio fa mino ihany izy izany saingy mbola mikorontana fotsiny ny sainy. Mbola matahotra an'Andriamanitra izy izany.
Ny momba an'i Losifera indray dia athé i Nedala ary miresaka amin'Andrimanitra toa antsika saingy manohitra sy manao defi. Izany hoe i Losifera ary izany mino an'Andriamanitra, dia ahoana izany ireo milaza tsy mino....:?:
23. Veloo
(
15/01/2006 03:19)
8O Locifera anie efa nahita an;andtra e ....ary mino tokoa moa izy fa misy andtra. zany ny antony hanomban'ny sainy raha olombelona mba tsy hihino an'andtra...
24. marozevo
(
16/01/2006 23:54)
fijo:
ny fahitako le resaka dia tsy hafaka maneho ny heviny izay tsy mino,na koa hoe avy dia ny anareo no marina.
na devoly io na satana na andriamanitra,dia samy tsy nisy mbola nahita"amiko ireo samy tsy misy"ka nahoana ny mino no atao hoe"tsara" ary ny tsy mino "avy dia ratsy"avy hatrany?
Ady hevitra malalaka io eh... taiza no nisy tsy ninon tsy afaka naneho ny heviny izany teto ? Samy afaka miteny fa matoa tankina dia lany raisonnement angamba.
,na koa avy dia ny anareo no marina. hoy koa ianao.
Ka hiady hevitra ve aho dia tsy hilaza hoe ny ahy no marina. Aiza no hisy olona hiady hevitra dia tonga dia hilaza hoe ny ahy izao hevitro izao dia diso.
25. mandrindra
(
17/01/2006 15:28)
marozevo, ny tena tian'i fijo lazaina angamba dia ilay fomba fijerinareo mpino, amin'ny akapobeny, tonga dia mitorabato avy hatrany ny tsy mpino izay lazaina avy hatrany hoe satana, ratsy( nefa toa tsy izany no nampianarina anareo). Maninona no tonga dia lazaina fa satana, izany hoe ratsy izahay tsy mino?
Dia io ilay fanontanian'i fijo hoe ianareo mino irery ve no hendry ?
Dia io ilay fanontanian'i fijo hoe ianareo mino irery ve no hendry ?
26. marozevo
(
17/01/2006 21:37)
mandrindra:

Aiza kosa eh... Efa nisy mpino nilaza ve fa RATSY, na sanatria SATANA ny tsy mpino. Raha ny mpanenjika indray aloha dia resaka hafa iny... Samihafa ny atao hoe tsy mpino sy ny atao hoe mpanenjika. Matoa misy MPINO milaza fa RATSY na SATANA ny tsy mpino, dia tokony handalina ny finoany izy aloha. Ny tena mpino aza mivavaka mafy ho an'ny tsy mpino ko Rangah ty !
27. mandrindra
(
18/01/2006 10:07)
marozevo, ao ambony ao fotsiny izao dia efa misy milaza an'izao :"fa raha mi-insiste ny oe athe izy dia tsy azo atao na inn na inn intsony...satria i satana no mi-domine ao aminy...".
apetrako amin'i marozevo ny fanontaniana, ho anareo kristiana misy lalana fahatelo ankoatran'andriamanitra sy satana ve ?
apetrako amin'i marozevo ny fanontaniana, ho anareo kristiana misy lalana fahatelo ankoatran'andriamanitra sy satana ve ?
28. arisoa
(
18/01/2006 11:44)
Tsy misy ny lalana fahatelo izany fa ny Tenin\'Andriamanitra aza manambara fa ny ankoatry ny eny na ny tsia dia avy amin\'ilay ratsy.
29. marozevo
(
20/01/2006 00:44)
mandrindra:
marozevo, ao ambony ao fotsiny izao dia efa misy milaza an'izao :"fa raha mi-insiste ny oe athe izy dia tsy azo atao na inn na inn intsony...satria i satana no mi-domine ao aminy...".
apetrako amin'i marozevo ny fanontaniana, ho anareo kristiana misy lalana fahatelo ankoatran'andriamanitra sy satana ve ?
:"fa raha mi-insiste ny oe athe izy dia tsy azo atao na inn na inn intsony...satria i satana no mi-domine ao aminy...".
samy hafa be mihitsy ny hoe "satana no mi-domine ao aminy" sy ny hoe "Satana izy". Raha misy devoly ny olona iray dia tsy midika izany fa devoly izy... Tsarovy fa i satana dia maka fanahy ny olona rehetra, indrindra ireo mivavaka be... ka tsy ao amin'ny tsy mino ihany izany izy no mi-domine na mitady hi-domine fa mety ho ao amin'ny Mpino koa, raha tsy mitandrina...
30. zarbi
(
07/02/2006 07:18)
KA INONA NO ATAO éééééééééé Mamaky baiboly @ tsy finona ve ? sa mitady ny marina aho ?
ka raha tsy mety mino izy inona no atao koa
ka raha tsy mety mino izy inona no atao koa
31. marozevo
(
08/02/2006 00:41)
zarbi:
KA INONA NO ATAO éééééééééé Mamaky baiboly @ tsy finona ve ? sa mitady ny marina aho ?
ka raha tsy mety mino izy inona no atao koa
Mba azonao hazavaina kokoa ve ny tianao hanontaniana ?