405 alefa madagasikara

1. era ( 09/01/2006 17:11)
jereo ao amin'ny dokam-barotra sao mahasoa anao.Mampalahelo ny mijery azy mijanona ao, tena mbola mandeha tsara ilay izy.405 berline diesel année mod.92
novalian'i era ny 10/01/2006 18:18
2. zah ( 10/01/2006 07:50)
Salama e!
alefaso aty hamidiko. Zah azo atokisana. Raha mbola dôro koa de mety hatakaloko ny ahy izay année 89 sady essence.
Zah azo atokisana tsara fa ndao hatao ny calcul e!
anoraty @ coco_rah200@yahoo.fr fotsiny zah
3. herymahefa ( 10/01/2006 10:00)
salut
Mba azo lazaina eto ve ny vidiny ,ny fret,ny dédouanement raha tsy mahadiso , na anoraty any @ yahoo zah e:ar_hery@yahoo.fr
a+
4. Herimiafina ( 10/01/2006 17:00)
Mbola tena mila dedouanement marina kay de transport de hofana container klé, 8)
5. era ( 10/01/2006 18:18)
angamba anie ianareo any Madagasikara any no tokony haka ny momba ny douanne sns e, ny vidiny miala aty io lazaiko hoe 350 euros io, dia ataovy ny kajy raha mety aminareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.177