inona izy io?

1. rakekely ( 06/01/2006 06:55)
tena zava-dehibe eo amin'ny fiainana ny fitiavana, ka inona marina moa izy io;:-*:*:?:
répondu par Vahinala le 13/01/2006 08:49
2. fasaly ( 06/01/2006 07:04)
kou fitiavana kou! mianinga avy any amin'ny fo sy ny saina de ianao ndray ny manesho azy ety ivelany!!!8)
3. Vahinala ( 06/01/2006 08:29)
Misy karazana ilay fitiavana, ny voalohanay dia ny fitiavana an'Andriamanitra,ny fitiavana ny ray amandreny sy ny ankohonanao, ny fitiavana ny olontianao na ny vadinao, ny fitiavana ny namanao sy ny sisa, samy hafa daholo izy ireo ka miankina amin'ny tsirairay no mamaritra azy sy maneho azy araka ny lanjany avy.
4. moi ( 06/01/2006 10:15)
Ny fitiavana resahana matetika dia ilay fihetseham-po hafahafa mahafinaritra iny amin'olona tiana iray. Rehefa izay no tsapa dia raiki-pitia izay ! Ny mahatonga ny olam-pitiavana dia na ilay izy mandeha irery (mandeha ila), na tsy amin'ny fotoanany, na tsy voafehy (satria izay tia adala), na dia tsy mahay mitia fotsiny e ! Satria be dia be ny endri-pitiavana sy ny fanehoana azy, kanefa mety ilay tianao tsy tiany ...
Resaka lava e ... toy ny mozika ilaina réglé-na mba tsy hivalana fa hirindra tsara !
5. xxx ( 07/01/2006 06:21)
8Ony fitiavana de mandefitra @zvt rehetra na iza na iza,fa refa ts ao io de ady lava tompoko
6. fameusecousine ( 09/01/2006 10:04)
miala tsiny fa koa aza fanina ...tsy haiko tsony hoe inona lay fitiavana zao fa tys mitovy t@ za taloha tsony ny fahitako azy,...misy ifandraisany @ vola ve ...famille ..asa ...toa manahirana ihany ka ...ny tsapako raha mbola tsy vonona hanao compromis de aza mitsabaka fa ............:-D:-D
7. booboo ( 09/01/2006 10:35)
fa lasa mihomehy foana ve ?
8. Vahinala ( 09/01/2006 10:58)
booboo > :-D:-D
9. lapino ( 09/01/2006 12:18)
Sarotra be ny hanome "définition" ny fitiavana, fa "description" daholo no azo atao.

Ary na ny "description" aza, tsy ampy ny teny hilazana azy. Fa izay mahafantatra momba ny fitiavana dia mahalala koa momba ny fahasambarana sy ny fijaliana.
10. rebecca ( 09/01/2006 14:51)
rakekely:

tena zava-dehibe eo amin'ny fiainana ny fitiavana, ka inona marina moa izy io;:-*:*:?:



fihetseham-po mianga avy amin'ny ntontolo tsy hita maso sy tsy azo tsapain-tanana, maniry ho azy sahala amin'ny voninkazo dia,manindrona sahala amin'ny tsilo, mitondra fahasambarana nefa koa mitondra hakiviana...nefa izay tsy tia tsy mahalala.
11. hesham ( 09/01/2006 20:17)
Ny fitiavana ve..... fitiavana zany hoe fitiavana dia fitiavana .:-D:-D:-D
12. dadabe ( 10/01/2006 07:09)
:*+:*=zazakely ./.
13. diamondra27 ( 10/01/2006 11:35)
fitiavana de avy @ teny hoe: FI ( = plaisir) TIA ( = aimer)nasiana tovana V (vady, vevavy, vola, vody,vava,volo, vera,...) ary nofaranana t@ ANA (= ahy)

14. hesham ( 10/01/2006 18:44)
hihihihihihih
15. lilbon ( 13/01/2006 08:15)
fitiavana ho an'i lilbon?
reflexe avy any amy hypophyse sy ny ati-doha izay vokatra azo avy amy sens anaki5(la vue, l'ouie, l'odorat,le toucher,le tsy tadidiko kle )
ka mibaiko ny vatana ao anatin'izany ny fo ho tia olona 1 na zav 1
ohatra :olona 1 hitanao fa bôgôss
na olona 1 manao ranomanitra revenao
na nifampikasoka taminao ka nampangorintsina avu hatrany ...
de avy hamoronanan'ny sainao nofi2 na fantasme
16. Vahinala ( 13/01/2006 08:49)
dadabe > =D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5595