Iza no mahay php kely?
1. hery
(
05/01/2006 05:42)
Iza no mahay php kely (na be) eto amin'ny namana eto ka vonona ny handray anjara amin'ny fanatsarana ny serasera.org ? Misy projets vitsivitsy an-dalana kanefa tsy araka ny mamoaka azy ao anatin'ny fotoana nieritreretana azy.
Misaotra ho an'izay vonona.
Hery
Misaotra ho an'izay vonona.
Hery
répondu par hery le 21/02/2006 07:54
2. Fiffi
(
05/01/2006 06:27)
hery: saika mba anontany aho hoe io ve mila koa namana efa nanditrin'ny 4 volana vao afaka mandray anjara ? tadidiko tampoko manko ilay dinika milaza hoe " sao dia ho voafafa ato ho ato"
4. elrapidos
(
05/01/2006 08:52)
Mba misy atokona kely @resaka php za RaHery dia mba mahafinaritra ana ra mba mandray anjara @zany projets zany aho fa alefaso ny mombamomba azy e !
6. mamzelkely
(
05/01/2006 10:38)
langage de programmation am resaka site web ky rurik a fa za ts mahay fa haiko ftsn we inn le izy a fa satriko de satriko mits anampy fa vô mianatra kou ee:)
7. rurik
(
05/01/2006 13:00)
mianara tsar ary aky dia ampianaro aho avy eo lol za manko efa haindry ihany
8. Fiffi
(
05/01/2006 19:48)
mba mahay kely fotsiny aloha aho e! fa tena mbola eto am-pianarana azy .
9. lapino
(
05/01/2006 20:59)
Raha santionany ity izao: http://wiki.serasera.org/index.php/Wikianja:Zavatra_hatao
dia mety ho afaka handraisana anjara ihany angamba ilay fandikana teny gasy.
dia mety ho afaka handraisana anjara ihany angamba ilay fandikana teny gasy.
10. hery
(
05/01/2006 21:36)
elrapidos> Misaotra betsaka.
Hapetrako eto ambany rehefa kelikely eo ny zavatra mety ho azontsika hatao
lapino> efa napetrako ao ny teny mety ho azo adika avy hatrany
http://wiki.serasera.org/index.php/Avy_amin%27ny_teny_frantsay
RAha ohatra ka tiana halaina ilay fichier lehibe dia azo jerena eto ambany
http://cvs.sourceforge.net/viewcvs.py/wikipedia/phase3/languages/Language.php?rev=1.772&view=markup

11. lapino
(
05/01/2006 21:47)
Aleo aza angamba ao amin'ny wiki ao ihany, dia samy mandrangotra kely ao daholo, sa ? ...
12. fijo
(
05/01/2006 22:10)
dia miala tsiny ry zareo fa tsy misy zavatra haiko na dia ny bitika indrindra aza an.
mamzely mbola mila mpampianatra koa aho amin'ity e
mamzely mbola mila mpampianatra koa aho amin'ity e
13. hery
(
05/01/2006 22:13)
Ok ny zavatra azo atao voalohany izany dia mandika teny
http://wiki.serasera.org/index.php/Avy_amin%27ny_teny_frantsay
ovaina teny gasy fotsiny ny teny frantsay ao anatin'ny guillemets ' '
http://wiki.serasera.org/index.php/Avy_amin%27ny_teny_frantsay
ovaina teny gasy fotsiny ny teny frantsay ao anatin'ny guillemets ' '
16. Vahinala
(
06/01/2006 17:22)
Za koa mba te handray anjara fa ts mahay ko, mbola tsy tena havanana loatra amin'ny resaka informatique lalindalina kokoa toy izany ! :(:(
17. lapino
(
06/01/2006 17:27)
pissoa: jereo io rohy nomen'i hery io,
Misy fizarany ananki-13 izy ao, ny 1 sy 13 no efa vitavita, ny 12 efa nikasihana. Mandraisa fizarana iray izay tianao fotsiny dia tairo e! :)
Misy fizarany ananki-13 izy ao, ny 1 sy 13 no efa vitavita, ny 12 efa nikasihana. Mandraisa fizarana iray izay tianao fotsiny dia tairo e! :)
20. pissoa
(
06/01/2006 18:03)
Fa mandinika kely alou mba tsy ho mot a mot le fandikana fa atao teny Malagasy tsara be :wink: