MAC GAYVER
1. Maheriloha
(
03/01/2006 16:58)
Indray andro dia niaraka natory ireto mpisipa , dia hoy ilay vehivavy talohan' ny hiarahan'izy ireo : ALEO MAMPIASA KAPAOTY FA TSY AZO ATAO NY MIARAKA ANDROANY FA 14 j -ko . Eny ary fa raikitra ,Nony natao ary ilay izy dia tsy nahatanty ny an'ilay lehilahy ka rovitra ka lasa tany ihany ka hoy ilay lehilahy tsy naka sarotra akory niteny ilay sipa hoe : tsy maninona ry neny fa tsy fanahinina iny ka aleo tonga dia atao hoe :MAC GAYVER ny anarany fa mahery fihetsika sady fetsifetsy ka tafavoaka tao ihany
répondu par Veloo le 15/01/2006 01:38
16. adam
(
07/01/2006 23:00)
Mpandefa : lapino [ Valio ]
Lohateny : Re : MAC GAYVER
Maheriloha ny an-drangahy izany an! Rovitra mbamin'ny kapôty ...
io no tena mamp=))=))=))
Lohateny : Re : MAC GAYVER
Maheriloha ny an-drangahy izany an! Rovitra mbamin'ny kapôty ...
io no tena mamp=))=))=))
20. sasa
(
09/01/2006 11:58)
kiiiiiiiii nosimban'i dadabe ve nama le fihomehezana klé:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D