sahirana be
1. zefalah
(
27/12/2005 12:18)
novangian'ny namany manjo i bedonto fa maty ny rainy.
-...arakiny fomban-drazana izay tsy hita izay maharatsy azy. ry bedonto ,dia ity misy ranombary tsy masaka hoy ilay nandray ny fitenenana namarana ny teniny.
tonga dia litika be i bedonto sady vao maika nigogogogo.
-Efa sahirana handevona an-ndrabaina ve letsy za,de mbola sahiran'laisany hahandro an'izany ranombary manta nentin'ialaisany izany ndray le?hoy bedonto dady vao maika nigogogo.

répondu par Veloo le 04/01/2006 15:02
9. diamondra27
(
28/12/2005 13:09)
alefaso aty le izy refa tsy tian'ni bedonto e! na omeo an'i serasera atao asa fampandrosoana
10. Veloo
(
28/12/2005 17:20)
tssssssss ari kosa wa ee... tokony 5 zao no napetak'injy eo fa tsy ray fotsiny :-D:-D
juste ilay eo amban'i pissoa io :°)
juste ilay eo amban'i pissoa io :°)
18. Veloo
(
30/12/2005 14:35)
e ko manondra tsssssssss mba araho lesy ny ekipa a :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D