tsisy ifandraisany.
1. zefalah
(
27/12/2005 12:13)
nony nozahan'ny dokotera i lesamy dia hita fa voan'ny aretimbavony.
hoy lay dokotera t@ lesamy.
-marary vavony se,ka nohon'izany dia tsy tsara amin'se intsony ny zavatra misy Gazy.
hoy le samy.
dia ahoana zany fa le fatan'ilay olona iasako anie ka vita Gazy e.
hoy lay dokotera t@ lesamy.
-marary vavony se,ka nohon'izany dia tsy tsara amin'se intsony ny zavatra misy Gazy.
hoy le samy.
dia ahoana zany fa le fatan'ilay olona iasako anie ka vita Gazy e.
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:03
3. taratrakely
(
27/12/2005 13:49)
le zela ko rahandainga oka fotsiny.
dadabe> fa inona i zefala l'ty io arimalala io?
dadabe> fa inona i zefala l'ty io arimalala io?
4. taratrakely
(
27/12/2005 13:50)
le zela ko rahandainga oka fotsiny.
dadabe> fa inona i zefala l'ty io arimalala io?
dadabe> fa inona i zefala l'ty io arimalala io?
10. ari.malala
(
29/12/2005 05:01)
dadabe:
:-$:-$ ari....a :-$
taratrakely >io arimalal anotanio :-D
fa tsy azoko mitnsy anie we in no idirako @ le resaka e!!!
11. jennifer2
(
30/12/2005 01:07)
Manao resaka ambadika angamba akia ireo de tatiaviny ampidirina amin-dry zefalah a!
18. jennifer2
(
31/12/2005 17:12)
ari-malala: fa mandeha inona njy?
ary dadabe migafy foana an!
ho an'i dadabe:evil::evil: koa.
Ho an'ny rehetra::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ary dadabe migafy foana an!
ho an'i dadabe:evil::evil: koa.
Ho an'ny rehetra::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D