a jeter

1. zefalah ( 27/12/2005 12:09)
nisesisesy loatra ny olona maty henon'i Lita kely,ka hoy izy Tamin-ndrainy mana hoe.
-dada a!! hay ve tsy ny brique ihany no (a jeter) e fa na olombelona koa aza..
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:06
2. dadabe ( 27/12/2005 13:26)
misy bar iray fivoriany vampira isakiny hariva deny zavatra sotrona ao tsy maintsy ra daholo. ndray andro zay anefa nisy vampira iray tsy nanam-bola de nikomandy izy
._Rano mafana iray
Taitra be lay barmanina
_O rangahy ty a,fantatrao fa tsy maintsy ra fona no sotroina ato ko no rano mafana inn ty komandinao??
_Ka iza no miteny @ nao eo fa tsy hisotro ra za é!!!
sa navaokany razokony avy tany amposiny le tampax efa nanaovana:-$
3. diamondra27 ( 28/12/2005 13:11)
mouchoir à jeter, couverts à jeter ...
joba à jeter na kofboay à jeter
4. Veloo ( 28/12/2005 17:23)
efa nande io ry ledada a tssss:°)
5. pissoa ( 28/12/2005 17:36)
veloo :-D:-D
6. dadabe ( 29/12/2005 01:51)
OUADRAY LE INN KOA ITY ??? ZAH ANGAHA NANORATRA AN'IO LE :-w:-w
7. ari.malala ( 29/12/2005 05:07)
:-D:-D:-D:-D:-Dtratra ko zany!!! pissoa a, tsy za rery aky no mpanova size eto @ serasera fa io ko dadabe tratra a :-D=))=))
8. pissoa ( 29/12/2005 05:56)
aza mody fanina eo ry dadabe rehefa mpanova size ah =))

ari, tena zao vao hitako :-D:-D
9. diamondra27 ( 29/12/2005 06:29)
tato ato aloha de tena misy le manova size e! asa na le tsy fanaovana xxx herinandro no nahatonga izany
10. dadabe ( 29/12/2005 14:41)
fa tena marina anie ry reto fa zah hoaa tsy nanoratra an'io e :evil::evil:
11. pissoa ( 29/12/2005 15:01)
sao de mba ni-:@:@ be loatra aza i dadabe :°) laingako mantsy zany e! :-D:-D:-D
12. jennifer2 ( 30/12/2005 01:10)
Nisy fahasimbana mihitsy reto tato ato a! izaho ihany koa anie mba efa tratra e!
13. Veloo ( 30/12/2005 02:19)
pissoa marina ny anjy ko ny :@:@:@ betsaka lery (dadabe io an) ka :^):^):^) tery :-D:-D:-D:-D
14. diamondra27 ( 30/12/2005 06:50)
nedesiko doly nareo fa aza manome tsiny an'i dadabe an!
efa niteny izy fa oe tsy izy de mbola hamafisinareo foana.
Jereo doly ny dinika tato ato fa tena tsy mande @ ze laoniny fa ny eo ihany no miverina
Efa hendry dadabe de adalainareo ndray,:-$:-$
15. dadabe ( 30/12/2005 11:34)
zany anie hoa ry diamondra e , avy akia aty diamondra a :*:*:*
16. Veloo ( 30/12/2005 14:38)
dain ko ty dadabe, tandremo ary so manitsaka t... an :-D:-D:-D dokafan'i diamondra eo :-D:-D:-D
17. pissoa ( 30/12/2005 15:06)
kay zany bebe Veloo! :-D:-D
18. Veloo ( 30/12/2005 15:19)
pissoa a i diamondra ndray aky no atao bebe a :-D
19. diamondra27 ( 31/12/2005 07:27)
veloo sy pissoa: aza matahotra njy fa za neny ihany fa tsy bebe e! za mbola jeune kou vao 20 taona
20. dadabe ( 31/12/2005 16:31)
de zah vao 24 ans , de zah aleo dada :D
diamondra hummm :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.302