misy antony

1. zefalah ( 19/12/2005 09:30)
hoy ity mpampianatra iray tamin'i mpianany.
-tsy tongatonga ho azy akory ireny anarana ireny fa misy hevitra fonosany. Oatra hoe hariveloizao: ny hary teo amin'ny malagasy dia milaza hazavana,ary rehefa miteny izy hoe hazavana miha iva dia miteny izy hoe hariva.milaza hazavana izany ny hary aminy velo.
tonga dia nitsaingoka i rakotomily.
- ary ny anarako ve mba misy hevitra fonosany ramose?
-ie misy tokoa ! mety betsaka loatra ngamba ny koto niaraka tamin-dren'ialahy dia tsy voatanisa intsony dia noboriborina ho 1000 ny isan'ny rakoto dia zay.
répondu par Veloo le 21/12/2005 19:45
2. dadabe ( 19/12/2005 09:35)
:-D:-D anjekaky oo :{
3. pissoa ( 19/12/2005 09:38)
:-D:-D
4. ari.malala ( 19/12/2005 10:32)
loza!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Bariry ( 19/12/2005 14:22)
mety nanao mille bandes kouh anie le koto de be de eh....
6. Veloo ( 19/12/2005 15:42)
:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 19/12/2005 18:21)
iny ndray no tsy hitako

mety teo ampanaovana mille borne kosa madame de teraka rakoto e! de natao hoe rakotomily satria oe ça dépend le circonstance :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. Veloo ( 19/12/2005 20:15)
:-Ddiamondra a fa ahona kay zany kilalao mille bornes zany ?
9. jennifer2 ( 19/12/2005 23:27)
mety mille metre ka!
10. diamondra27 ( 20/12/2005 00:13)
veloo: andray tena kilalao favy be io ry veloo a!

jeux de cartes sady fianarana mitondra auto de refa tonga 1000 ny isanjy de maharesy e! zay no maha mille bornes azy. Olona 4 no tsara milalao azy fa mety 2 , na mihoatra, de raha tsy manana le carte oe:roulez njy tsy mahazo mametraka chiffres: 25/50/75/100/200points de mande par tour io an, de ny adversaire mi attaque e; mametraka stop na crevaison na limte de vitesse na panne d'essence na accident, de misy atsoina koa oe bottes etc... lava be ny règle fa zao e!

VELOO a! ARARAOTY AKIA FA NOEL NY ANDRO DE ANDANA MIVIDY IO JEuX DE CARTES IO "MILLE BORNES" mba atao cadeaux e! sady milalao @ ankizy na olondebe koa mety an! mba miova jeu ndray fa vaovao ny taona e

any @ supermarché misy an'io na magasin de jeux, rayon jeux de société

de faly manome torohevitra hatrany ny tenako raha mbola afaka e!

de bonne route
11. Veloo ( 20/12/2005 02:02)
diamondra a fantatro ny mille bornes fa inn no idiran'ny mille bornes @ lay size retsy a? hihih:D
12. diamondra27 ( 21/12/2005 19:11)
veloo: ka le oe mil:1000 ka!= rakotomily
13. Veloo ( 21/12/2005 19:45)
diamondra a ay ve eeeeeee:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1672