Poika
1. Maheriloha
(
18/12/2005 14:24)
Zava-nisy ity : indray androy tafahoana ny fianankaviana ka nifampitantara ny laoka fety .Hoy ny iray rehefa nahita an'i KETAKA tsy dia niteny firy hoe : FANTATRO NY LAOKANAREO NA TSY HITENY AZA INDRY ! INONA ARY ? Lazaiko ? RAVITOTO !!!Hoy izy nanda mafy hoe :POIKA , LAOKANAY TAMIN'NY HERIN'ANDRO IO !!!!!AH!AH! AH!
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:17
14. lanto92
(
19/12/2005 09:52)
de tsy haiko ry diamondra fa manao an'izao fona refa mandefa hafatra za.
nefany ange tsy manindry anle bouton in-3 za e
nefany ange tsy manindry anle bouton in-3 za e
19. diamondra27
(
19/12/2005 18:24)
lanto92: O ry lanto a! dadabe no niteny anjy fa tsy za sa tsy natanty le bises de nitourne le loha??
Tonga soa lou enao e!
Tonga soa lou enao e!