Maivana
1. Noslid
(
17/12/2005 17:53)
Inona ny zavatra faran'izay maivana indrindra eto an-tany? (sopapa kely: ny heritreritra dia efa mahazaka sy mampihetsika azy)
répondu par bozimanga le 18/01/2006 10:26
5. lapino
(
17/12/2005 19:38)
pissoa:
ngambany antsasak'atome :roll:
Tsy aleo ampahefany? :wink:
(PS: atome = "insécable", fa sécable ihany )
7. Bariry
(
17/12/2005 20:17)
Noslid< so de mba mieritreritra enao hoe loha le izy? Ny loha izany no maivana indrindra eran-tany ka nahatonga an,ilay hoe "maivan-doha!" (sao ao no misy ny erotreritra sa?
13. pissoa
(
18/12/2005 07:52)
Bariry:
Noslid< so de mba mieritreritra enao hoe loha le izy? Ny loha izany no maivana indrindra eran-tany ka nahatonga an,ilay hoe "maivan-doha!" (sao ao no misy ny erotreritra sa
de raha marina io de ny lohan'izany njay zany? :-D
20. Noslid
(
19/12/2005 18:44)
diamondra27:
le maivandoha 'ty: ---------noslid????
:roll::roll::roll: Aiza kosa eh! Eo ary fa valiako indray eh!
Ny bandy rehetra tokony mahay an'io satria zavatra ananany ilay izy. Ny sipa tsy homena tsiny fa tsynanana traikefa amin'izany. Rahefa miheritreritra sipa manja be isika na miheritreritra te hi.... dia inona no mitranga?