Maivana
25. vale
(
21/12/2005 01:16)
Tena tsisy azoko daholo!inona ary lay maivana e!fa tsy ny loha kosa e :evil:hihihi
31. dadabe
(
23/12/2005 12:00)
tena manao resaka maivandoha reto kle
ajanony tany fa jere raha tsy fanina hatramin'ny vadinay e
ajanony tany fa jere raha tsy fanina hatramin'ny vadinay e
32. Noslid
(
23/12/2005 14:57)
vale:
Noslid> afa-po fa teneno @ izay e!:?:
Ka efa novaliako anie ilay izy ry Vale eh! Hoy aho hoe: "Rahefa miheritreritra sipa manja be isika na miheritreritra te hi.... dia inona no mitranga?" Ka tsy i balita kely ve no maivana indrindra ny heritreritsika fotsiny dia efa mampiainga sy mampitsingevana azy. Dia toy ny sambon-danitra manondro lanitra mihitsy nyfa tsy kitihana akory.... Dia i balita (lataka)izany no maivana indrindra ko!
36. diamondra27
(
24/12/2005 10:35)
noslid: le balita ato @ serasera ve zany , hein alazoko io anio, raha mbola tsy lasa any @ fiainantsy hita izy de masaka enao anio
38. bozimanga
(
18/01/2006 10:26)
NOSLID KOSA EH!aza dia asiana teny toy io fa tena tsy manaja ny soatoavina malagasy intsony ianao.
