FANJAKANAN'HITLER
1. barbosds
(
15/12/2005 11:32)
magnotony anaro namagna tanora malagasy jiaby manerana ny nosy za KARAKORY FAHITANARO NY AVENIRNARO MAGNOLOHANA IZAO FITONDRAGNA IZO?
MBA MISY ESPOIR VE SAKARAKORY? ARY INO NY RA TOKONY ATONTSIKA MBA HIALAGNA AMIN'ITY FITONDRAGNA NAZISME ITY?

répondu par fijo le 27/12/2005 21:41
2. hery
(
15/12/2005 11:45)
Ny tokony hialana amin'ny fitondrana nazisme? :-)
1. Tsy manao majuscule
2. Mila mahafantatra tantara aloha hoe inona marina no tena atao hoe nazisme... sao mantsy dia efa tsy ao intsony isika
3. Raha fantatra hoe ao anaty nazisme dia mila fakafakaina hoe iza no nazi dia iza no tsy nazi
4. Rehefa vita daholo ireo vao miteny hoe ahoana izany no tokony hatao.

4. barbosds
(
15/12/2005 12:19)
hery< é mon frère anaro k'aza dindery be kara io kony zalahy!! anaro hampinonoany fotsiny ihany dia minono marigny tsao fo hinono ra tsy fohany eo éééé!! EO ANO SAHIRAGNA!!!
Bon ra volanko amino, za tsy hampianatra ano histoir kanefa ndreky magneky antsika jiaby fa l'avenirn' ity firenena ity dia ireo zatovo maro be,mba ino ma ny politikan'ny fitondra manolohana ra izegny? tsy hitanisa problème eto za fa hiarantsika mahé ra zegny; kanefa KARAKORY NDREKY MA ZANAKANDRO MPITONDRA ANTSIKA ABY IO? Mba mifohaza amin'ny TOROMASO MANAFO ooo!! fantratro tsara fa mangatsiaka ao TANANARIVE ao kanefa k'aza mandry loatra fa sao hampinonoan'olo ra tsy fohany eo vao taitry!!
chipie1< io boka zalahy ra tsy hitovizanay aminaro ngihay, ninay zehé koa mivolagna ra tonga dia DIRECT FA TSY MBOLA AHOLAKOLAKA à gauche -droite, zegny manafo koragna ééé aza misy meloko fo fa LELAHY MAHATANTY MALO FA K'AZA MAGNANO PHOTO FEMME(terme ampiasain'ny BARBO avy angy DIEGO,dikany sarimbavy)

5. hery
(
15/12/2005 14:06)
barbosds> Izaho tsy mandry kah :-) miasa mangina. Kay nareo nanaiky nampinonoany fotsiny hatramin'izay fa izao vao taitra? :-)
Izaho koa aloha tsy hiresaka hoe inona no politikan'ny fitondrana sao hors sujet... sady tsy haiko izany. Fa ianao no nametraka hoe Fanjakan'i Hitler dia gaga aho hoe aza dia miteniteny foana na dia mafy aza ny manjo. Alohany hiteny hoe Nazisma, Hitlera sns... dia avadiho im-pito aloha ny lela sao dia afatony. Izay no nanontaniako hoe fantatrao marina ve Hitler teneninao io? Fantatrao marina ve ny Nazisma teneninao? Raha tsia, dia ovay ny vokabolera :-)

6. mandrindra
(
15/12/2005 14:29)
hery, izaho tsy mahafantatra ny nazisma fa mba azavao e, raha tsy mahadiso. Maba omeno ohatra mazava hoe inona no mahasamy hafa ny fitondran'i hitler main'ny an'i Ravalomanana. Rehefa tranga marina mantsy no ampitahaina dia mazava ho an'ny tsirairay.
Mitombona ho an'i barbosds ihany koa io, omeo tranga marina fa tsy eritreritrasy fanakianana fotsiny.

7. barbosds
(
15/12/2005 14:38)
ANARO ZALAHY SAO MAMO éééééé!!!
anaro ma jamba sa gila sa karakory ny mbola tsy mahita ny ra mabalo sy mahazo antsika 'zio 'ty!!
Tsy mba dininaro ireny teny tsy voa hevitry volagniny President iregny!!!
Tsy anjarakao hagnamai leson anaro mon frére, mandiana mandeha mimpody à lekoly izikoa tsy mazava amino ra tiako koragniny!!!
INO LOATRA MA RA MAHAZO ANARO ZALAHY ABY 'TY éééé!!!

8. chipie1
(
15/12/2005 14:52)
barbosds >koungà mou misy miolakolaka zany ! refa manoratra en majuscule ve de direct zany ??
:°)
:°)
9. Naliy
(
15/12/2005 15:19)
barbosds:
magnotony anaro namagna tanora malagasy jiaby manerana ny nosy za KARAKORY FAHITANARO NY AVENIRNARO MAGNOLOHANA IZAO FITONDRAGNA IZO?
MBA MISY ESPOIR VE SAKARAKORY? ARY INO NY RA TOKONY ATONTSIKA MBA HIALAGNA AMIN'ITY FITONDRAGNA NAZISME ITY?
Mba fantatrao ve aloha ny tantarani Hilter vao manoratsorapoana toy izao. Ary aza manakorotana ny zanakatidohan´ny gasy fa raha mahery sy milay ianao dia midira hofidina Prezida. Misaotra tompoko. Tsy misy fahagagana androany sy rampitso eo no eo fa mandeha tsikelikely io ary tsy misy parfait fa na iza na iza eo @ fitondrana dia misy ahitana kritika foana fa izay miezaka hantsara ny tanindrazany dia hotahiana. Atomboy eo aminao ny fanatsara dia mihitatra tsikelikely.
10. hery
(
15/12/2005 15:45)
mandrindra> ka zah tsy mahay dia izay indrindra no anontaniako an'i barbosds hoe inona aloha ilay nazisma ahafahanay mampitaha (Jereo ny hafatro voalohany indrindra)
11. boalimena
(
15/12/2005 16:17)
mirotsaha ianao barbosds ho président amin'ny fifidianana manaraka ho avy dia ho tohananay,kanefa mialoha izany dia mba inona kosa ary araka ny hevitrao io ny heverinao fa Avenir ho an'ny Tanora malagasy,ary raha olona nianatra ianao barbosds dia mahalala tsara ny Tantaran'ny HITLER,dia tsy hiteniteny foana toy io fa azafady ,
12. lapino
(
15/12/2005 16:24)
badabôks:
INO LOATRA MA RA MAHAZO ANARO ZALAHY ABY 'TY éééé!!!
Ino loatra ma rah mahazo anô irery manafo ty éé?! Raha koraginao tsy misy mitombigny fô! Hainô ma karakôry rah atao NAZISME zao bôka zalà?!
:-D:-D
14. Bariry
(
15/12/2005 20:10)
Sarotra be le resaka Hitler ity kah... Aleo vanitika ihany klé.... Izaho aloha tsy afaka miteny zavatra momba an'io satria tsy nahita azy aho, ary tsy nahalala azy....
17. fijo
(
15/12/2005 21:02)
barbo e,anao manontagny,fa karakory mo zanakandreo mpitondra reo.zao misy haiko ao,fa mianatra an katso,kara zanakan'ny olo jiaby.tsy afaka bac koa izy tamin'ny voalohany fa namerigny vao hafaka.ke tsy azoko le tianao koranina eto.
avenir???? maro kony manafo zanaka mpanohitra reo ao,mahitahita hein.donc anao tsy ambara raha eto,fa hainao tsara be zegny.
kabarin'ny nazisme ndraiky,ambarao zay tsendriky moa ex hitanao,ahafahanay mivolagna ,fa tegna izy zeny na tsy izy.fa le manameloko olo bojo karaha io zama tsy mety e.
farany mon frere,anao haiko olo nianatra,ke donc hainao,tsara fa izy koa anao mikoragna amin'ny chat wala sms.le mampiasa sorabaventy io(majuscule)midika io fa manambany le olo mikoragna aminao anao.ke zay moa le butnao eto va karakory?

18. yehel
(
16/12/2005 03:37)
Aza mivölana nazisme anao manafo.za mikorana aminô zao dia PROJUIF tanteraka ka mba fantatrao moa ny tantaran'ny zany nazisme & hitler zany.Nisy fianakavianao nga nalefa camp de concentration?????
rehefa tsisy dia aza mivôlana raha tsy hay.Ratsy be zany nazisme.Aza comparer-na ny pays sous développé sy ny nazisme fa tsy hitovy mihitsy.Ok manafo.

19. fijo
(
16/12/2005 04:19)
yehel an,aza miakatra koa ise,fa manjary resaky ny samy sorena dia manahirana
20. cocorie
(
16/12/2005 06:42)
Ra Barbosds tsy mahazaka ny fitondrana ka milaza zay tsy mety rehetra eo @ fitondrana. Ny avenir-nay tanora ndray amboarinay tsara exploiténa ze azo atao fa tsy lany andro otran'dranga mitanisa nazisme tsy nianan-dranga akory. Aza pondro!!!