FANJAKANAN'HITLER
21. ralambo
(
16/12/2005 07:02)
Fa aiza ny anao no misaina ry le magnafo ty e! karakory tsara zaka volagnonao aman'olo eto? Mba taiza moa laolo ity no nianatra dia mba iza no Président hoe tena nahavita zavatra teto Mcar taorian'ny Fanjanahantany? Zafy Albert ve sa Ingahy Ratsiraka? aoka ianao ihany no hamaly azy raha tena nianatra ianareo, tany SAVA sy Diego misy anareo iny izao mba inona no zava-bitan'ireo filoha teo aloha dia ahoana ny zava-bita ankehitriny? Sa raha atao resaka mivantana be araka ny nolazain-dragahy dia tsy tantinareo rehefa ny olona avy any TANA no mba mitondra ny Firenena. Ny tsara rangahy dia izao a! mirotsaha ho fidiana Rangahy @ 2007 dia ataovy tsara ny programme fa hentaninay hifidy an-dragahy daholo ny mpikambana ato @ ity "namana serasera.org" ity e! sa ahoana? dia mazotoa ary aza mora miakatra kara io moa anao magnafo e! Aiza izao Hitler tsy efa maty ve sa nisy REINCARNATION tonga aty Mcar ao?
22. jentilisa
(
16/12/2005 08:47)
Nareo kosa rangahy dia masiaka fiteny loatra a!
Ny fahafantarako ny nazisma na hoe nazi dia fanafohezana ny teny hoe National Sozialisma nalaza tany Alemaina.
Dia tadidiko tsara fa Ratsiraka na Andriamanjato no efa niresaka ihany koa hoe ny sosialismantsika ( sosialisma siantifika hoy izy) mifanaraka amin'ny antsika. Izany hoe ny socialisme teto amintsika tamin'ny andron-dRatsiraka izany nasionaly sosialisma ho antsika teto madagasikara mihitsy.
Ny AndRavalomanana kosa kapitalisma be tafahoatra ka tsy hitako izay idiran'ny sosisalisma amin'izany. Hevitro aloha izay!

23. nani
(
16/12/2005 17:26)
Hi !
Ny fahafatarako ni Nazis aloha de ireto araka ni nianarako :
-resaka rasy , tsy arakaraka ni kultora sy tantara akory fa substance biologika mihintsy no jerena .
-resaka sozialdarwinismus ,
-Antisemitismus ,mankahala ni jiosy
-Antiliberalismus
Ka asa re fa toa tsy hitako aloha zay hitovizani @ fitondrana( MADAGASIKARA ) ankehitriny e !

25. lapino
(
16/12/2005 19:08)
Fa nankaiza aloha i badabôks teo fa tsy hita ntsony e?! Tsisy Hitlerius Majusculus nipoitra ntsony kle!
28. Herimiafina
(
17/12/2005 02:11)
barbosds:
magnotony anaro namagna tanora malagasy jiaby manerana ny nosy za KARAKORY FAHITANARO NY AVENIRNARO MAGNOLOHANA IZAO FITONDRAGNA IZO?
MBA MISY ESPOIR VE SAKARAKORY? ARY INO NY RA TOKONY ATONTSIKA MBA HIALAGNA AMIN'ITY FITONDRAGNA NAZISME ITY?
Tsy hitako mihintsy ze hidiran'ny resaka Hitler amin'ity resaka fitondrana ity klé, asa raBarbods ve mpanankorontana sa mpanohitra, hafa mihintsy mantsy ny atao hoe mpanohitra, ary ny fitondrana tsy olona iray fa olona maromaro klé, raha anenjika de olona maro no enjehina, fa tsy ny adalan'ny sasany aty ambany akory de ampy handrodanana fanjakana.:twisted:
29. jentilisa
(
17/12/2005 10:03)
i Fanja Hakana an'i Hitler izao no hevitra mety hivoaka avy eo an!
30. vale
(
17/12/2005 17:54)
barbosds:
hery< é mon frère anaro k'aza dindery be kara io kony zalahy!! anaro hampinonoany fotsiny ihany dia minono marigny tsao fo hinono ra tsy fohany eo éééé!! EO ANO SAHIRAGNA!!!
Bon ra volanko amino, za tsy hampianatra ano histoir kanefa ndreky magneky antsika jiaby fa l'avenirn' ity firenena ity dia ireo zatovo maro be,mba ino ma ny politikan'ny fitondra manolohana ra izegny? tsy hitanisa problème eto za fa hiarantsika mahé ra zegny; kanefa KARAKORY NDREKY MA ZANAKANDRO MPITONDRA ANTSIKA ABY IO? Mba mifohaza amin'ny TOROMASO MANAFO ooo!! fantratro tsara fa mangatsiaka ao TANANARIVE ao kanefa k'aza mandry loatra fa sao hampinonoan'olo ra tsy fohany eo vao taitry!!
chipie1< io boka zalahy ra tsy hitovizanay aminaro ngihay, ninay zehé koa mivolagna ra tonga dia DIRECT FA TSY MBOLA AHOLAKOLAKA à gauche -droite, zegny manafo koragna ééé aza misy meloko fo fa LELAHY MAHATANTY MALO FA K'AZA MAGNANO PHOTO FEMME(terme ampiasain'ny BARBO avy angy DIEGO,dikany sarimbavy)
Izaho aloha mahita fa tsy fitondrana nazisme izao e! Ny resaka fanoratanao iny indray amiko tsy olana! rehefa tsy manompa sy tsy miteny ratsy fotsiny!:wink:
32. lapino
(
18/12/2005 17:23)
fijo:
... fa lany le nomena teo e.
=))=))
Tena mila mitady senatera zany rehefa mba lany frapy koa kle :-D:-D
34. ralambo
(
19/12/2005 03:43)
valaka ve ry barabos moa sa iza izy teo ry zareo a! raha izaho aloha leiry rehefa tsy mahay sy tsy mahatanty ary tsy dia manan-kevitra dia aza mba miditra ato e! jereo fotsiny ireny t@ sabotsy teo (17/12/05) teny @ ny kianjan'ny 13 Mai ireny dia raiso ho lesona.
37. Duddy
(
26/12/2005 05:20)
Ar nanakaiza ra-barbosds no tsy mikôzy tsony e? Enao ange no nitarika an'ity resaka ity e!
Ko raha tsy hoe rehefa manao teny tsy voahevitra de
Hitler zay ko.Sa ze olona masiaka na hentitra rehetra de Hitler daholo koa?
Raha nazisme no misy eto ry lery fahavalon'izao tontolo izao zany, efa voadaroky ny firenen-drehetra teto isika a! Tsy hitan'ialahy (barbosds)angaha ny anaovn'ny olona an'i Irak? Na de tsy nazisme aza no any fa jadona fotsiny?
Maninona koa leity tsy lazaina fa Sainte Empire Romaine ko satria miaraka @ FFKM a!