ZAHO te HIHIRA
1. Maheriloha
(
15/12/2005 07:59)
Namorona fiteny indray ny iray kilasy indray andro ka rehefa te hi-pipi dia milaza hoe teHIHIRA . Nony tonga any an-trano ity ankizy iray dia nanao ny adalany teo anatrehan' ny renibeny ka henoy ary fa ho tantaraiko anareo : Nisakafo hariva izy mianaka dia namonjy ny fanndriana hiraisana . Nony natory kelikely dia hoy ilay ankizy hoe: ,dia hoy ny Bebeany namaly azy hoy : Nony afaka kelikely injao indray ny anao Namaly ny renibeny ka nanao hoe:
répondu par Veloo le 19/12/2005 15:52
5. moumine
(
15/12/2005 09:11)
Misy olona 3 mianaka sahirana ara-pivelomana hono. Tsy manana trano ry zareo ka ao ambany tetezan'i behoririka no matory. Niady ilay roalahy kely ka tezitra mafy ilay rainy no sady niteny hoe: miadiva ihany eo fa avoakako any tokotany'nareo roalahy an.
7. Mariano
(
15/12/2005 12:08)
Zah zany mangetaheta, zah kosa te hi ..... hihira. Koa tsy mihinana ny hirany zany.
15. vale
(
15/12/2005 22:52)
[quote=Maheriloha]
Namorona fiteny indray ny iray kilasy indray andro ka rehefa te hi-pipi dia milaza hoe teHIHIRA . Nony tonga any an-trano ity ankizy iray dia nanao ny adalany teo anatrehan' ny renibeny ka henoy ary fa ho tantaraiko anareo : Nisakafo hariva izy mianaka dia namonjy ny fanndriana hiraisana . Nony natory kelikely dia hoy ilay ankizy hoe: ,dia hoy ny Bebeany namaly azy hoy : Nony afaka kelikely injao indray ny anao Namaly ny renibeny ka nanao hoe:
Namorona fiteny indray ny iray kilasy indray andro ka rehefa te hi-pipi dia milaza hoe teHIHIRA . Nony tonga any an-trano ity ankizy iray dia nanao ny adalany teo anatrehan' ny renibeny ka henoy ary fa ho tantaraiko anareo : Nisakafo hariva izy mianaka dia namonjy ny fanndriana hiraisana . Nony natory kelikely dia hoy ilay ankizy hoe: ,dia hoy ny Bebeany namaly azy hoy : Nony afaka kelikely injao indray ny anao Namaly ny renibeny ka nanao hoe:
18. dadabe
(
16/12/2005 10:01)
oadray le iza no orohan'i toi ao ry rabezizily?? :-w:-w mila pilansy indray androany kle