AMPEFY ITASY!!
1. iartistika
(
07/12/2005 17:41)
Mba mitady olona nipetraka tany ampefy-itasy(Mandridrano) raha mba misy ato am serasera ato! Misaotra.
répondu par zandrikely le 08/02/2006 19:05
2. Veloo
(
07/12/2005 19:21)
ela ne zany ry iartistika tsy ita intsony kle ... za aloha tsy mahalala e:wink:
3. jennifer2
(
08/12/2005 02:36)
Any Soavinandriana no misy namako mipetraka.
Eh! aiza enao ry trondron'Itasy fa nilendalenda anao ny tendako.

6. ari.malala
(
08/12/2005 07:34)
fa gorobaka b nga ny tendan'i jenni no ts kendan'ny taolana aky? :-D
8. Herimiafina
(
09/12/2005 03:56)
Non ny nifiny efa mafy be de mahatsako taona tsara, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
09/12/2005 05:27)
Ianao kah, tonga de ataoko telimoka tsisy indrafo klé, hehehehe:-D:-D
14. scorpion
(
09/12/2005 16:07)
iartistika:
Mba mitady olona nipetraka tany ampefy-itasy(Mandridrano) raha mba misy ato am serasera ato! Misaotra.
Hipetraka any tsy ho ela.
18. xxx
(
11/12/2005 17:40)
mpanao vacance tany ampefy foana hatr@ 94, mahafantatra olona ihany, vao tany t@ vacance d'été farany teo, niova b lé tanàna, efa tsara ny lalana, sns, la terasse, kavitaha, ... Sad manana havana sy namana betsaka mipetraka any!!!!!!!
19. xxx
(
11/12/2005 17:41)
mpanao vacance tany ampefy foana hatr@ 94, mahafantatra olona ihany, vao tany t@ vacance d'été farany teo, niova b lé tanàna, efa tsara ny lalana, sns, la terasse, kavitaha, ... Sad manana havana sy namana betsaka mipetraka any!!!!!!!
20. xxx
(
11/12/2005 17:43)