Diastrika

1. Noslid ( 05/12/2005 14:49)
Inona ary izany: rahefa mitombo ny Distrika dia tsy hita intsony ny momperana pastera topom-paritany eny fa na dia mitoriteny aza izy?8O
répondu par Veloo le 13/12/2005 16:53
2. sonwin ( 05/12/2005 16:13)
ankamantatra
3. pissoa ( 05/12/2005 16:45)
tsy haiko :roll:
sao de Distrikan'i Tsimivokona 8O
4. Veloo ( 05/12/2005 17:03)
8O8O8O
5. sonwin ( 05/12/2005 19:03)
diosezy
6. diamondra27 ( 05/12/2005 19:16)
duo 16? 8O8O
7. Veloo ( 05/12/2005 20:25)
8O8O8O
8. sonwin ( 05/12/2005 21:21)
fa ahona e8)
9. Veloo ( 05/12/2005 21:44)
tsy mi compy lesy a:^):^)
10. sonwin ( 05/12/2005 21:55)
fa zinga be ve?
11. Veloo ( 05/12/2005 21:58)
karazana teny re zao vo maika zinga be :-D:-D
12. jennifer2 ( 05/12/2005 23:57)
avy eo barika, de avy eo damizana!
13. sasa ( 06/12/2005 05:48)
Veloo vera kely indray ary e:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. Noslid ( 06/12/2005 06:49)
jennifer2:

avy eo barika, de avy eo damizana!



Mialatsiny raha sendra misy rangahy be kibo ato an! Dia tena io barika io mihitsy ilay izy. Rahefa be kibo loatra ny ehilahy (be Distrika) dia tsy hita intsony ilay baoy kely ao ambany foitra na dia mihenjana aza (mitoriteny)
15. Mifenty ( 06/12/2005 11:06)


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D


ity no tena mampimé indrindra atram zé nisian'ny hatsiakana

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. mamzelkely ( 06/12/2005 11:57)
:-D:-D:-D:-D
17. sonwin ( 06/12/2005 17:05)
ary mila mitandrina kay za sao....:^):°)
18. pissoa ( 06/12/2005 17:28)
mitandrema mihitsy nareo fa miparitaka eo doly ny ondry :-D:-D
19. sonwin ( 06/12/2005 21:47)
mila mitandrona sao tsy hita intsony ny tehina ka:°)
20. Veloo ( 06/12/2005 21:54)
8O8O8O inn doly zany tandremana zany? very za ka:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437