Angano
1. Mariano
(
03/12/2005 14:42)
Rehefa nahary izao tontolo izao Andriamanitra, dia ny olombelona no nataony farany. Nitovy volon-koditra daholo ny olona rehetra tamin'izany. Dia nasain'Andriamanitra nandro tao anaty piscine hono ny olona rehetra. Ny amerikanina sy ny Eropeanina hono no niditra voalohany, mbola feno rano tsara hono tao anaty piscine dia mbola afaka nilonano tsara izy ireo, zany hono no nahatonga azy ireny ho fotsifotsy tahak'ireny. Dia nandroso amin'izay kosa hono ny Asiatika sy ny Sinoa sy ny karazany, efa somary nihena ihany ny rano tao anaty piscine, ka izany hono no nahatonga azy ireny ho somary mavomavo hoditra, farany hono niditra ny afrikanina, efa kely sisa ny rano tao anaty piscine ka tsy afaka nilomano intsony izy ireo, fa dia ny nandadilady fotsiny tao hono sisa, izany hono nahalasa ny afrikanina mainty fa dia ny felatanana sy ny faladian-tongatra ihany sisa no mba fotsy satria ireo sisa no nahazo rano.
répondu par Veloo le 11/12/2005 15:57
2. iketaka
(
03/12/2005 15:01)
tonga koa hono peaux rouge, dia tsy nisy afa -tsy tany mena sisa tao anaty piscine!!!!:D:D:D
3. diamondra27
(
03/12/2005 15:52)
:D:D:D:D:D:D:D:D
de tonga njay ny vazimba, tsy nisy rano intsony afa-tsy eny ampladia, de mbola niditra tao ihany izy de refa nivoaka tao de lasa nihafohy , kanefa mba lava toa ny olona rehetra ihany ry zareo t@ voalohany

4. Herimiafina
(
03/12/2005 20:19)
Dia ahoana inajay ary no nahatonga ny lahy sy ny vavy hono?
Otsan'ireny ozinina misy travail à la chaine ireny zany
De natao aloha ny vatana rehetra.
Avy eo vao nalahatra daholo de nasiana zavatra lavalava daholo tamin'ny tanimanga teo anelakelampe, marque deposé, De izay no nahatonga ny lehilahy.
De kinanjo lany ny tanimanga nefa le vatana nilahatra teo mbola be dia be, dia hoy Andriamanitra hoe "sorito amin'ny hazokely fotsiny sisa fa aza asiana le lavalava itsony fa lany ny tanimanga". De izay no nahatonga ny vehivavy.
hehehehe:-D:-D:-D:-D

6. Mariano
(
04/12/2005 09:07)
tena iny indray no tsy hitako ouz le jamba, hay ve izany no nahatonga ny vehivavy ohatranireny e, zah nihevitra hoe diam-paky koooooo
7. pissoa
(
04/12/2005 10:05)
Mariano> tssss - de sanatria ve ny tsikokon-dry zalah no nandoko anah le! :( :-D:-D
herimiafina> de nony teraka enao de nahita tanimanga tampoka njay ry Zareo? ... sa ni-coince :roll: le hazo kely nanoritana anao de lasa lhl tampoka?:-D:-D
herimiafina> de nony teraka enao de nahita tanimanga tampoka njay ry Zareo? ... sa ni-coince :roll: le hazo kely nanoritana anao de lasa lhl tampoka?:-D:-D
8. dadabe
(
04/12/2005 14:48)
Mpandefa : Mariano [ Valio ] 04-12-2005 13:07:30
Lohateny : Re : Angano
tena iny indray no tsy hitako ouz le jamba, hay ve izany no nahatonga ny vehivavy ohatranireny e, zah nihevitra hoe diam-paky koooooo
diam-pamaky fa tsy diampaky zany :D
izany hoe ADALA VARY:°)
10. Herimiafina
(
04/12/2005 21:08)
pissoa:
herimiafina> de nony teraka enao de nahita tanimanga tampoka njay ry Zareo? ... sa ni-coince :roll: le hazo kely nanoritana anao de lasa lhl tampoka?:-D:-D
Ka ny tena marina teo njay de nalahelo le voasoritra le nanana tanimanaga lavalava de saika hizara, nakasony teo amin'ilay nosoritana le tanimanga lavalavany de voaroaka ny sahan'i Edena ry zareo de nanjary nisy fitaovana hafa, nivoatra izany ny teknolojia e, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
04/12/2005 22:35)
De refa nivoitra le teknolojia de nanjary nisy karazanjavatra be maniry any amin'ny olombelona vita tamin,ny tanimanga, hehehehe:-D:-D:-D:-D
15. pissoa
(
05/12/2005 15:37)
herimiafina:
Ka ny tena marina teo njay de nalahelo le voasoritra le nanana tanimanaga lavalava de saika hizara
tamin'izany mbola nahay nifampitsinjo ny mpiara-belona :-D:-D
ny hafa aleo tsy asiako comment fa toa tonga de tairin'i herimiafina ny "Histwar de la teknolozy moderna" :-D:-D
16. xxx
(
05/12/2005 16:07)
t@ voalohany hono t@ nanamboaran'andriamanitra ny olona, dia mbola tataka be teto aloha, hatrany @ loha ka hatraty ambany, dia nomen' andriamanitra kofehy daholo hoe samia manjaitra ny tenany fa izaho sahirana be
dia teo ny kamo be, dia nozariany haingana , tonga teo ambany dia mbola lavabe ilay kofehy, ataoko ahoana ary ity ? Ataoko vona be eto fotsiny e : dia lasa lehilahy ilay izy
tao indray ny jejobe : asiana peta-kofehy etsy sy eroa (nono io), tonga tery ambany, lany le kofehy : avelao ho tataka eo izany io tsy vita io: lasa vehivavy iny
angano angano arira arira, tsy izaho no mpandainga fa ...

18. Herimiafina
(
05/12/2005 18:58)
Hay kay izay no itiavan'ny vehivavy an'ireny zipy misy fente be ireny klé, tsy ampy ny kofehy fa lany taminy petakofehy teny ambony, hehehehe:-D:-D:-D:-D