efa mihamanatona ihany ity ny fifidianan filoha nefa aiza ho

1. ravatorano ( 03/12/2005 06:54)
efa miahamanatona ihany ity ny fifidiana filoham pirenena nefa aiza amizao ny mpanohitra.Misy namana anakiray ary amin ny antson'ny fo ary milaza fa tena crédible v ny mpanohitra amizao fotoana izao.
Ry zareo ireo aza izao tena mipatitaka misavoritaka mifanao angoa vava etsy sy ero mifanaratsy mihitsy aza ka innn no fanoherana ho viutany eo.Izany v no antsoina hoe mpanao politika crédibel ?
zà miakiy fa bobaka aloha ny zavatra mbola tsy mandeha tsara eto amùin ity firenena ity ary anisan izany ny fomba fanoheran ireo tsamy izay mitsonona ho mpanohitra ireo.za aza dia milaza eto fa raha ny valandresaka sy bruit de salon et couloir mandeha etsy sy eroa no henoina defa misy mihitsy fahavakisan'ny samy mpanohitra indrindra hatramin izay nialan i alain ramaroson teo amin ny 3FN izay ka nitenanany fa ny azy aloha no tena hopkarakarainy amizay dia ny MCSR moa izy zany tsy tadidiko loatra fa mety ho diso io.
Marian ny fitenenana hoe mpanohitra eto amitsika dia mpanohitra mitady seza ihany fa tsy d mankaiza loatra hany ka mora lalaovin ny mpitondra fanjakana.
Raha mbola izao no ligne de conduite entin ireo mpanohitra izao d b ny ho very vola amin ny propagandy satria betska ny ho "vandamme double impact"(fomba fiteny ny mpisabaka io aty)sady raisiny ny sosy atsy no amboariny koa ny ary d tavela eo ny iray ary anisan ny nahavoa an dratsiraka izany satria ny vola no pehan dry zalah fa ny propany ataony d an dravalo d vizana teo hahahahahahahaha
zà mino fa amin ireo milaza mpanohitra ireo dia hisy hivadika palitao indray ka hilaza fa hanohana andravalo amin ny fifidianan manaraka io na dia efa nahazo ny daka ambava fo aza hahahahahahahahaha
répondu par fijo le 27/12/2005 21:46
2. Lebiry415 ( 04/12/2005 13:38)
Inona moa koa ny hoe mpanohitra eo fa ny tena marina mpitady seza no hita! ny fitiavantena no be ka tsy avela aloha ny sasany mba hiasa de any @ fifidianana indray no mifampitady.
3. fijo ( 07/12/2005 21:27)
mazava be le resaka any anie izao e.ny tena mpanohitra azo hitokisana dia ratsirahonana.saingy izy mbola miroharoha saina ko.fa raha ry voninahitsy sy ry zafy aleo milamina fa tsy ireny no atao hoe mpanohitra.
manimba zavatra ry zareo ireo,satria zavatra tena hilaina io mpanohitra io.saingy simbandry zalahy ny lazany.
4. miarina ( 07/12/2005 22:33)
Mahalo milatsaka ianareo de manaova mpanohitra he lol
5. fijo ( 08/12/2005 05:30)
ndao hianatra hanohitra ary e
6. vetsoko ( 13/12/2005 15:21)
j'ai tomber par hasard sur votre discussion là,vraiment c'est inconçient de votre part de ne jamais faire des autocritiques surtout sur les actions des dirigeants actuel,savez vous qu'on est dans la merde et on plonge tout droit vers le profond du sous dévéloppement,situation déc 2004,on a fait des études et ç'est pas rattrapable avec des dirigents parreils et leurs methodes d'apprentis;io no navalin'ny mpampianatrako ahy,norvégien izy,koa dia tairiko ihany nareo
7. barbosds ( 13/12/2005 20:37)
za zalahy gaga amin'ny fomba fagnanovanaro analyse MON FRERE!! ninaka tsy resaka problèmen'ny mpanohitra ny important fa la question qui doit se posé hoe:FIRY ISANJATON'NY KABARY NATAON'NY R8 TARY TAMIN'NY 13 MAI MOA NO TANTERAKA AMIN'IZAO FOTOANA IZAO?
Ra tsara haino mon FRERE fa ino ma ny maha firenena ny firenena dia NY LALAMPANORENANA ALOHA!!!Tsy za donko andeha agnamia leson ano fa NY FITONDRAGNA MIHITSY NO EFA MADIKA NY LALAGNA
FIRY % NY VAHOKA MALAGASY MOA NY MBOLA MISAKAFO ARA-DALAGNA?
HIVOLAGNA AMINAKA ANO FA LA FAUTEN'NY MPANOHITRA NY MAHATONGA JIRAMA MATY LAVA,VIDIMPIAINANA MIAKTRA,INSECURITE...SNS
MBA MANGALAHA HONONDRAHA ATSIKA ZALAHY éééé!!!!!
AZA ATO EXCUSE NY FITONDRAGNA TALOHA :OLO BE ANARO MITONDRA 'zio 'ty MATOA ANARO NAGNEKY NANGALA FAHEFAGNA DIKAN'IZEGNY ANRO VOGNO HISEDRA NY OLAGNA, FA AZA HAKILIKILIKY AMIN'NY OLONKAFA NY INCOMPETENCENARO!!!!!
Koragnanaka farany MON FRERE:VOLAGNA AMINDRO OLO TOHAGNANARO ABY IO MBA HIALA AMIN'NY FITONDRAGNA IZIKOA FA TSY MAHAVITA RA FA KAZA VAHOAKA NO HAMPIJALIAGNA KARA 'TY!!!
Merci aminaro namaky ny hafatra koi!
8. Veloo ( 13/12/2005 20:50)
mivavaka fotsiny ry reto a, mba ho tsara ny fiainan'ny gasy kely an:wink:
9. fijo ( 13/12/2005 20:58)
vetsoko,meresaha amin'nyteny gasy aloha ialahy,fa tsy mahamenatra ny miteny gasy,na any nrvege aza.
barbosds e,
firy moa kabarin'i chirac tsy tanteraka????zao tsy hanano korana lava,fa io politiky zama e.nambaran'i PASQUA fa "ny kabary politiky dia responsabiliten'izay mihaino azy",mazava dikanio,izikoa misy kabary politiky mandalo eo,anjaranao mitandreny ndro mahita izikoa raha io marina na vandy,fa izy koa anao tsy mandiniky tsara,anao ndro voa eo e.io kila reo jiaby manano karaio,na io à mada na io an dafy.vandy mpanano politiky tsy mavandy.izy koa anao mahita volagno eto kony tandrenesinay.
sakinao laholoty manambara aminay eto,fa mpanohitra reo tsy mandika lalana ao mada?????? sakinao?
vidimpiainana sy fandriampahalemana???? ambarao zao kony ,rango antsika nasorin'ny deba tamin'ny zone franc,ombia antsika tsy nitarainy fa lafo raha jiaby,la vily tsy milaminy.
karakory moa nambaran'i tompokolahy mojajaona.:"avelao za hiakatra eo,fa telo andro dia foana ny dahalo".ke nareo koa zeny hivolagna kara io,sa karakory,
io ange zama ata tsy akilikiliky amin'ny taloha koragna io,efa haintsika fa matoa antsika reraka karaha io,satria le taloha koa tsy nanano asanazy tsara e.
sa karakory
10. mandrindra ( 15/12/2005 14:58)
ie maro ny tsy tanteraka ny kabarin'i chirac, fa hifampitaha amin'ny ratsy ve no tanjona sa hanenjika ny ho tsara kokoa hatrany ?
eny koa mandika lalana betsaka ny mpanohitra, fa mba aiza ho aiza ny mpitondra amin'ny fanajana ny lalana velona (lalampanorenana, demokrasia, loi des finaces...) ?
eka tsy crédible ny mpanohitra, fa crédible ve ny mpitondra, aiza ny lalana aleha, mazava ve izany?
11. fijo ( 15/12/2005 21:29)
matoha amiko mbola eo ny mpamatsy vola dia mbola crédible ny mpitondra.porofo izay amiko.
ianareo anie misy mampihomehy e.ny vazaha dia tra foana,fa raha vao ny gasy no manao zavatra sahala amin'izay dia lava ny tenda.
ka raha hitsikera ny tsy aradalana,dia manaraha lalana aloha.ny lalana dia hoe "raha hanao famoriana olona ianao,dia tsimaintsy manao fampandrenesana sy mangataka halalana amin'ny mpitondra mahefa,ary raha tsy mahazo alalana dia tsy mahazo manatanteraka izany hetsika izany."izay no lalana,ka araho aloha izay.dia hilamina ny tany.
12. mandrindra ( 20/12/2005 15:28)
misy fahamarinany ny hoe rehefa eo ny mpamatsy dia crédible ny mpitondra, saingy tsy ampy ny mampiditra vola fa mila fahaizana ny mitantana sy mizara azy.
13. fijo ( 20/12/2005 21:00)
iny indray aferan'ny mpitantam bola ka.manomboka any amin'ny firaisana ka hatrany an tampony.
14. mandrindra ( 22/12/2005 09:20)
tsy mifamadika ve leitsy izany ? sao dia mba ny avy any ambony no mizara izay anjaran'ny fokontany?
15. fijo ( 22/12/2005 20:53)
ke le fahiazana mitantana no tiako lazaina.jereo ny any toliara amin'izao.le resaka fividianana moto.
16. rasera ( 22/12/2005 21:26)
vetsoko:

j'ai tomber par hasard sur votre discussion là,vraiment c'est inconçient de votre part de ne jamais faire des autocritiques surtout sur les actions des dirigeants actuel,savez vous qu'on est dans la merde et on plonge tout droit vers le profond du sous dévéloppement,situation déc 2004,on a fait des études et ç'est pas rattrapable avec des dirigents parreils et leurs methodes d'apprentis;io no navalin'ny mpampianatrako ahy,norvégien izy,koa dia tairiko ihany nareo

Mba jereo ny zava-misy sy ny fikarakarana ny ho avy vao mitsara izany ianao, Firy taona no naha teo an-dratsiraka lalan'i Tana Tamatave no vita niafar t@ fanapotehana ny efa navelan'ny mpanjanaka, I Zafy tsy nisy na kely aza, mbola i ra8 no nanao betsaka any @ faritra avaratra noho izy, mahandrasa kely fa ny marché intérieure forte no tanjona tsara ary izany tsy indray andro dia vita. En perspective efa betsaka ankoatry ny lalana, Tananampotsy pour le gasoil, Maintenant éthanol pour sortir moins de devise et le décollage du tourisme source de devise. Ho hita eo ny fiakaran'ny pib. MCC matoa voafidy ao raha ary ny confiance FMI sy ny Banque mondiale izany rehetra izany tsy voatery hisy vokany eo ny ho eo fa mila miasa ary miasa tena tsara ny malagasy fa tsy mandany andro amin'ny ady seza sy foko lava izao.

17. fijo ( 23/12/2005 19:42)
izay mihintsy no maha voa ny olona.mila zavatra eo no ho eo.koa raha tsy fanaovana mofo bol koa hoe azohoanina hafaka adiny iray.
18. xxx ( 23/12/2005 22:37)
Ataovy teny gasy rangaha raha toa ka tsy voafehy ny teny frantsay a!
19. LazaRandri ( 23/12/2005 23:18)
zay mba te hianatra teny frantsay kou! :(
20. fijo ( 23/12/2005 23:53)
sady tsy mahamenatra anie ny miteny gasy e.maninona ary no simbana toa io foana le teny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.123