efa mihamanatona ihany ity ny fifidianan filoha nefa aiza ho
21. xxx (
24/12/2005 18:25)
Tsetsa tsetsa tsy aritra ity : Ny tena mahagaga ahy koa dia ry Deba sy ny namany, Teo ampelatan-dry zareo t@ ireny fotoana ireny ny fahefana sy ny hery, kanefa dia resy, ary tsy vitan'izany fa vaky nandositra t@ Antonov.
Ry Jose kely, Blandin ary ilay Gov ny BCRM nangala-bola devises @na milliard.
Izany ve rangaha ity no fitiavan-tanindrazana?
Izao indray Ra-pierrot hono no hanao messie hanavotra ny firenena, nefa ohatr'inona ny tsolotra tao @ douane azon'ilery (@na milliards). Raha efa namoaka taomobilina ianao dia azonao an-tsaina izany.
ka ny antsika anie ry XXX izay tsy eo ihany no masina e.jereo ni fitsenana an'i deba fony izy niverina avy aty???????nefa efa fantatra izao ny zavatra efa nataony.