badalela
1. vaovao
(
01/12/2005 09:59)
Nisy mpanjaka 1 hono nananjanaka vavy tena nahasaro-piaro azy tokoa, hany ka rhf alefany mitsangatsangana 'ty zanany vavy d misy fomba fanaony iray zay:asiany "lame" ao @ entan-drakalakely.Zay rht miverina avy manaraka azy any hono ny miaramilany dia voasazy mafy dhl, ny antony d ampanaoviny visite mihitsy zareo avy any ka tratran'ny lame avokoa ny mahalehilah azireo.
Namoaka lalàna ary izy hoe zay miaramila tsy maratra miverina avy miaraka @ zanany any no hatao vadin-janany satria tsy nanaja ny zanany izany!
D nifandimby ny rht, nosavaina avy eo, tsy nisy izay tsy naratra...fa ity iray kosa no tena nahagaga satria d nihoraka mafy ny mpanjaka hoe"Izy no ho vinantoko,mahazo miteny ary enao"taorian'ny fisavana azy io; inn hoy nareo?Niteny le razoky d hoy izy hoe:
"D tena isaolana besaka zany ny pazaka e! sy nisasatsa mihisy izy nisava asika na d ita fa lelaka mafy aza!"
hay ny lelandrazoky no voa!!!

répondu par Veloo le 23/12/2005 15:31
12. lapino
(
01/12/2005 20:36)
Mba sipa maranitra koa ilay zanaky ny mpanjaka kle! Saingy tsy ny saina no maranitra :cry: :lol::lol::lol::lol:
13. Herimiafina
(
01/12/2005 21:01)
Zany ny amnjo refa tsy mijery ze zavatra hiditra ny vava klé. Tsy maintsy topazana maso, hangalana microscopy kely na loupe vao hanina fa tsy tonga de kapo-manta be amin'izao, zao tataka ny lela, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. dadabe
(
02/12/2005 06:57)
veloo fa maninona ??
mifenty >mety koa angamaba hoe mnounou :°)
he he tsy nahay nanao " arivo elatra adala vary" lery le
mifenty >mety koa angamaba hoe mnounou :°)
he he tsy nahay nanao " arivo elatra adala vary" lery le