femme seule
1. diamondra27
(
01/12/2005 01:31)
nisy ramatoa iray hono zany antsoina hoe: aîcha netsena de reto avy ny lisite: voasary, akondro, salade, trondro , pizza , yaourt, café, ronono, siramamy, fromages, divay, de nandalo teo @ caisse @zay de ozy le caissier: humm manirery an, femme seule, de nitsikitsiky be Aïcha sady niteny hoe: f'ahoana no ahafantaranao an'izany? de namaly le caissier hoe: satri enao ratsy tarehy
répondu par Veloo le 13/12/2005 17:52
2. Herimiafina
(
01/12/2005 01:33)
Tena tsy koua mahintsiny na ratsy tarehy aza le kalakely fa refa mba mirevy kaly de manja foana klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
5. Herimiafina
(
01/12/2005 01:43)
Ie, ka maninona, izy ary mba tia divay be otsanah kou. Sirtout bordeaux sy Beaujolais klé, de vins californien de vin sudafrikain kou favy an, hehehe:-D:-D
10. Herimiafina
(
01/12/2005 17:52)
Veloo:
ari, mamzel a mbola tsy zatra an'i ra hery aky izy a :-D:-D:-D
Efa zatsa izay kah, fa tsy zah no mampatahotra anazy eto fa le lohahevitra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. jennifer2
(
02/12/2005 00:39)
Na tsara tarehy na ratsy tarehy mety ho femme seul daholo. Fa raha mahay manambitmby sakafo an'i herimiafina de tsy seul, herimiafina mantsy sakaizan'ny sakafo zay ihany. Sa tsy izany ry hery?
14. Herimiafina
(
02/12/2005 01:09)
Tena fantatrao tanteraka ny momba ahy izany rahavako, mihodina eo amin'ny sakafo daholo ny zava-drehetra, ary ny fiainana dia vitan'ny sakafo, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. dadabe
(
02/12/2005 07:50)
iza no seule ??? toi ve???:-w
tsy aleoko milevombelona raha toi no seule a :-$:@:@:D
tsy aleoko milevombelona raha toi no seule a :-$:@:@:D
17. ari.malala
(
02/12/2005 07:57)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dary misy mahalala zavatra ko zany an... :-w:-w:-w
18. Veloo
(
02/12/2005 16:40)
dadabe, ari a ahannnnnnnnn misy inn ato zany e? :-D:-D:-D:-D
ahona zany aky mamzel a:wink:
ahona zany aky mamzel a:wink:
