fifaninanana hazakazaka
1. vaovao
(
30/11/2005 09:33)
Sepotra ery i Naivo niditra ny trano,
-"fa avy taiza izy zany?"hoy reniny,
-avy nanao fifaninanana hazakazaka izahay mpiara-milalao eto an-tanàna
-Ha!!De fahafiry enao t@ zany hazakazaka izany?
-Faharoa aho ry Neny a!
-matanjaka kosa kay ny zanako ko!ary i Bema atsy atsimo fahafiry?
-Alohan'ny farany izy
-Hay tsy maharaka anao ko!!ary firy nareo @ zany no mpifaninana?
-Zahay sy bema ihany ka!!
-Annh

répondu par Veloo le 07/12/2005 18:48