voninahitsy J E

1. fijo ( 25/11/2005 12:20)
ekeko tanteraka ny hilana ny fisian'ny antoko mpanohitra ao amin'ny firenena iray,fa ny ao amintsika dia tsy haiko hoe tena mpanohitra ve no misy sa inona.
jereo anie ireo vaovao hazo farany momba ireo mpanohitra e.ary indrindra momba ity olona iray ity.
jereo ny "tribune"androany,resaka natao tamin'i rajaonarivelo.
nilaza ingahy voninahitsy fa nihaona taminy taty an dafy,mamaly anefa rajaonarivelo fa tsy teto tamin'izay fotoana izay.
nilaza i voninahitsy fa nanome vola be mpanohitra iray i rajaonarivelo(nentina nararatsiana an'i ramarosaonina alain le resaka)sic(samy mpanohitra ihany io an)mamaly indray ingahy rajaonarivelo fa tomponandraikitra amin'izay voalazany izay ingahy voninahitsy.
izany hoe na,natsipin'ingahy rajaonarivelo izy,na dia namorona tsotra izao.
ary tsapa ihany koa,fa misy ny fanavakavahana ao amin'ny samy milaza azy ho mpanohitra.
ka izay no hanontaniako hoe,le rangahy io ve,tena mpanohitra,sa olona mitady seza fotsiny.satria raha izao no mitohy,tavela irery eo izy ny hiafarany.
répondu par fijo le 20/12/2005 21:01
2. jentilisa ( 25/11/2005 12:54)
sao dia rasista ary rangahy io sanatrian'izany?
3. antandroy ( 25/11/2005 13:19)
ireny no atao hoe mpanao politika tsy mahavita azy
ny zavatra mampalahelo dia izao indrindra ho an'ny mpanao politika sasany avy aty anindrantany (indd ireo ao amin'ny mpanohitra)dia resaka tsy fitiavana fotsiny an'ilay olona satria tsy avy any aminay
ry voninahitse sy ry zafy labera anie ny maha-mpanohitra azy dia satria olona avy any ambony ilay prezida e! resaka fanavakavahana fostiny ny an'ireny e! ny olona any aminy aza tsy tia azy.
:x:evil:
izaho manoratra dia olona avy aty anindrana nefa tsapako fa misy ny malagasy sasany indd ireo mpanao politika ireo manana toe-tsaina hafahafa angamba tsy gasy ireny fa congole na komoriana
4. dadabe ( 25/11/2005 14:07)
:-@:-@:-@
5. samguitare ( 25/11/2005 14:51)
raha ny fijeriko dia mankaleo ahy ny mpanao politika eto Madagascar satria laavitra izany atao hoe fitivantanindrazana izany daholo izay miseho eo. Izay tena miseho ho tia tanindrazana dia kapaina ranjo tenteraka. Aza gaga isika raha mifoteteka @ tany eto foana fa ny olona efa lasa lavitra. moaa tsy m panao politika efa nifamandrika daaholo ianareo ireo miseho mpanohitra ireo? ahoana moa no inoako fa naa ny olona fa tia tanindrazana nareo ireo nefa nazeranareo foana izay mitondra eo. marina fa b e maarenina ny mpi tondra an kehitriny nefa aleo izy hanapitra ny mandat dia midira indray è raha lany. Ny olana nefa dia fantatrareo fa tsy ho lany mihitsy nareo dia mitady fanonganana foana. A miko raha tsy miverina amin'A ndriama nitra marina isika g asy t sy ho aafaka mihitsy ny faharatsiana rehetra eto. Aiza izao ilay tena niantsapazantsika taminy t@ 2002 ireny f a na ny fotoana fitondrana am-bavaka ity firenena ity aza toa t sy nisy intsony. moa mba miaiky izany ve isika ka nifona taminy.
6. Herimiafina ( 25/11/2005 18:58)
Fa aiza hono ileiry izao e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
7. LazaRandri ( 25/11/2005 19:49)
Fa angaha hono tsy efa tapitra ny fe-potoana deux semaines notenenin'ny fanahiny mantsina? hahaha. Aza avadika resaka maloton'ny FPVM sy FJKM an! hahaha!
8. Herimiafina ( 25/11/2005 19:51)
Tsy aleo ve manavo-taranaka toy izay hiara-monian amizany any klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. fijo ( 25/11/2005 20:23)
laza an,inona indray ltia izany resaka roa herinandro izany le?????
10. Herimiafina ( 25/11/2005 22:56)
Ileiry le nolatsahan'ny Fanahy Masina hono de nahita fa tsy haharitra roa herin'andro ny fitondrana. Asa na inn ity nolazain'ileiry fa fanahy masina tao klé? hehehehehe:-D:-D
11. fijo ( 26/11/2005 05:29)
hay???? hi hi hi fanahy mantsina hafa indray koa izay kle.
12. jamal ( 28/11/2005 18:58)
Ireny no atao hoe "fitadiavam-bola"tsotra izao ny pôlitika.Mazava be io.Tsy misy fitiavam-pirenena fa dia io no miantoka ny vary sy laoka isan'andro.

Ny sasany na tia vola aza mbola misy henamaso kely ihany fa ny an-dry Voninahitsy dia eee,loza raha tsika rehetra ny hoatran'ireny.Marinan'io.
13. fijo ( 29/11/2005 22:44)
za moa mba gaga ko
14. sambatra ( 30/11/2005 17:41)
Hatramin'izay, ny zava-nisy tao Dago dia mitady hatrany izay hanalana ny mpitondra amin'ny toerany. Tsy mbola miova izany hatramin'izao. Fantatsika tsara fa latsaka an-katerena ary lalina dia lalina tokoa ny Tanindrazantsika. Tsy ho fotoana vetivety no hanarina izany. Taona maromaro mihitsy ary tsarovy fa tsy isika izao ankehitriny izao no hioty ny vokatry ny fiovana fa enga anie ka mba ho efa anisan'ny mioty izany ireo zanantsika.

Ka hoy aho : ireo izay tsy eo amin'ny fitondrana ka mitady lava ny hahazoana toerana aloha vao mieritreritra ny ho afaka manao zavatra, maninona moa raha ovaina indray ny fomba fanao ka mitady izay fomba hahatafitan'ny hevitra eo amin'ireo mpitondra am-perin'asa fa tsy mitady ny hanongana azy ireo lalan-dava???
15. fijo ( 30/11/2005 21:53)
sambatra,izay no tokony ho izy,saingy ny paosy tsy manaiky
16. ravatorano ( 01/12/2005 05:58)
zà aloha defa haiko tsara ny fikan dranamana io eh efa nisy fotoana nahalalako azy tsara tamin ireny tolona tolona ireny.Vao tamin 'ny alahady teo izao Ingahy Alain ramaroson no nilaza tao amin' ny rta fa tsy nandray vola na d ariary aza tamin Ingahy rajaonarivelo izany mihitsy ka mahagaga ihany houzy ny voalazan Ingahy Voninahitsy io :evil:
Ny fantatro dia izao lery te ho filoha mihitsy nefa lery filou no tena izy d tsy tafa mihitsy.Innn marina no mbo vitan i lery any maintirano tany na ho an 'ity madagasikara ity eh satria deputé de Mada izany?Tena mifanalavitra b lery sy Ja
17. ravatorano ( 01/12/2005 06:03)
Tena nifanalavitra b i lery sy Jao Jean izany samy nanohitra b fahatany tamin mbolaohany fa vao hitan dra jao jean fa vita ny tetezana , ny lalana ary ny sekoly tany amin' ny circonscrip^tion- nahavoafidy azy d noderainy tanteraka ny fitondrana misy.
Marina ny azy eto anie tsisy zany hoe mandeha tanteraka izany eh fa misy ny zava bita ary eo koa ny mbola eo andalam panombohana sy fahavitany ary eo ny tsy tratra mùihitsy na tsy noheverina natao mihitsy fa tsy priorité houzy ilay tompon andraikitra iray izay tamin ny tv alina !
Tsy vita aoa anatin'ny dimy taoan ny fanarenana firenena ary raha tsy ny olopirenena rehetra no indray misalahy d eto foana isika fa d mosary lava sy ho fatin 'ny hanohanana lava eto ka hibaby trosa hatrany foana eto:roll:
18. Herimiafina ( 01/12/2005 06:10)
Ny tena mpitondra mahay de izay mahay mamadika ho vola ny fanankorontanana klé. Ohatra asiana hofany ny kianja rehetra mety hanaovan'ny mpanohitra fihetsiketsehina, de miditra any amin'ny recette extra-budgetaire iny hofany iny klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. fijo ( 01/12/2005 22:54)
herimiafina ,hevitra milay koa iny kle?????hummmmm
ravato.ny tena nahagaga ahy anie dia i rajaonarivelo aza nilaza fa tsy teto antoerana tamin'i lery nandalo taty e???ka nihaona taiza????ary sao dia i lery io kosa ary no handrava ny mpanohitra,raha izao no mitohy.
20. ravatorano ( 03/12/2005 06:24)
io zalah io no mandrava efa foana hatramizay
io no hamotika ny mpanohitra kah
efa mipatitaka anie izy zao ny mpanohitra eh d inn tsony no hotoheriny eo zà aza mino fa mety hanohana an dravalo indray i vononahitsy atsy ho atsy
kozy eh sady farany amin 'ny mandat maha deputé azy anie zao eh d ho hita eo anie eh
samia velon aina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1087