voninahitsy J E

21. fijo ( 07/12/2005 21:39)
hi hi hi hividy seza avy aty io ny hiafarany.
22. Stone ( 09/12/2005 16:53)
Io olona io no azo lazaina hoe
"Coquille vide",vava sy endrika ivelany fotsiny fa paok-aty.
Tadidintsika daholo ngamba ilay resaka Chq sans provision!
23. fijo ( 09/12/2005 19:15)
za tsy maharaka izany resaka izany kle.?????nisy inona ?
24. Herimiafina ( 09/12/2005 19:36)
soft shell, coquille molle, hehehehe:-D:-D:-D:-D
25. fijo ( 12/12/2005 14:14)
akoho lena ve???hi hi hi
aza miteny izany shell izany ry hery fa lazaininy fa misy solika ao aminy ka i shell no efa hitrandraka azy an
26. ravatorano ( 13/12/2005 12:06)
olona navoka fotsiny tamin ny chq sans provizaka ireny eh
politikan ny vizana ireny
taloah lery rabevolamena no fiantsonay azy fa izao rabefikafika indray ireny no mpivadsi dela miteniteny foana eh !
Za sà mikozy fa tsy lany tsony iny any Maintirano any raha misy hifanianan aminy any
27. fijo ( 13/12/2005 21:00)
fa le resaka chq sans provizaka io taiza e?
28. miarilala ( 17/12/2005 23:36)
ka iza marina moa ny naôka an'lery t@ chq sans provizaka iny ?mino aho fa ny mpitondra izao ny namoaka azy ka tsy niaraka kolikoly t@ vonihitsy ve izany ny mpitondra @ izao ? asa satria tokony mbola gidro mantsy lery t@ ireny k'le
29. fijo ( 20/12/2005 21:01)
ka efa hoaveriny indray izy izao ka.izay anie le kilalao polifika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.232