bandy taraiky
1. gasitiako
(
23/11/2005 11:56)
Nisy bandy taraiky tany Tsaralalana indray alina. Lany vola ilery ary 500ar sisa tany ampaosiny, tsy afaka nody izy fa niandry maraina, ary nandeha naka makorela amin'ity vola dimanjato. Nanaiky ary ary lay makorela nefa napetraka ny lalàna fa tsy afaka makeo aloha lery fa any aoriana ihany.
Dia raikitra ary ny zavatra. Tampoka teo anefa nipipizan'i Lery Rakala ka tezitra ary niteny hoe: " fa maninona aho no nipipizanao", dia namaly lery hoe "herikerika tsy mahalasa lavitra iny akia a", nony avy eo dia mba nangerein'i Rakala indray lery; tezitra indray ilery ka niteny hoe: "fa maninona aho angerezanao" dia namaly rakala hoe: "aiza koa no misy herika tsy arahim-botaka", tezitra mafy ilery ka natsofiny tany aloha lay izy, namaly rakala ka niteny hoe: "izany angaha no nifanarahana" dia namaly ilery ka nanao hoe: "Nisy fotaka ka malama e!".

répondu par Veloo le 29/11/2005 18:16
2. xxx
(
23/11/2005 12:02)
23-11-2005 15:56:50
23-11-2005 15:55:46
23-11-2005 15:54:45
23-11-2005 15:53:34
23-11-2005 15:52:22
...
Mahery nareo ry gasitiako raha hitapy kle! Sekretera mitapy masinnn!
3. xxx
(
23/11/2005 12:02)
23-11-2005 15:56:50
23-11-2005 15:55:46
23-11-2005 15:54:45
23-11-2005 15:53:34
23-11-2005 15:52:22
...
Mahery nareo ry gasitiako raha hitapy kle! Sekretera mitapy masinnn!
5. gasitiako
(
23/11/2005 12:26)
efa manoratra @ alina sady mieritreritra less de manao copier coller fotsiny refa tonga aty am-piasana a
7. rurik
(
23/11/2005 12:52)
xxx:
23-11-2005 15:56:50
23-11-2005 15:55:46
23-11-2005 15:54:45
23-11-2005 15:53:34
23-11-2005 15:52:22
...
Mahery nareo ry gasitiako raha hitapy kle! Sekretera mitapy masinnn!
inona koa ny ifandraisan'ilay resaka sy ity daty sy lera hi hi hi azavao kely we
8. xxx
(
23/11/2005 12:54)
inona koa ny ifandraisan'ilay resaka sy ity daty sy lera hi hi hi azavao kely we
Fa i gasitiako ka! :wink:
10. gasitiako
(
23/11/2005 12:59)
lazain'i rachid fa mitapy ve nama za klé, tsisy fotoana hanaovana less eto ry rachid a
16. Herimiafina
(
24/11/2005 03:15)
Mbola nangetotsa kely kalongany le makrell de ouzy izy hoe "orana ve tsy arahin-kotroka e" de zay izy vao nikapa sady nampiany hoe, sady misy fotaka refa avy ny orana, izay ileiry vao nibolisatra. hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. gasitiako
(
25/11/2005 12:55)
hita woa less exagéré lery ve nama, nefa tsy koi e, reveo @ zao état-ny zao e