Njakatiana

1. Veloo ( 22/11/2005 21:43)
Iza avy no nijery an'i Njakatiana tao Europe?
dia nanao ahona ilay izy? Tsara ve?
répondu par Veloo le 16/01/2006 19:43
2. Veloo ( 23/11/2005 19:08)
odrayyyyyyyy ry reto a nareo angaha tsy nisy nijery ? na dia iray aza ve tsy afaka mamaly azy? sa tsy azo lazaina ato?
3. cutie ( 23/11/2005 19:39)
veloo :-*:-*:-*:-*:-*, mampa be njy tsy misy mamaly, za naheno we tsy de nihira betsaka hono izy
4. Veloo ( 23/11/2005 23:42)
cutie a ka izay mihitsy anie no mba tiako ho fantatra eeeeeee ny ankizy tsisy miresaka ato :(
5. cutie ( 24/11/2005 04:12)
veloo, hay njy tokoa moa kay tia Njakatiana :)
6. Veloo ( 24/11/2005 17:23)
ie fa mba tiko ho fantatra raha tsara ny mijery azy na tsy surtout izy raha oe tsy dia mihira ny hirany hihihihih:-*
aiza ry retooooooooooo aaaaaaaaa mba lazao kely eeeeeeeeee
7. xxx ( 24/11/2005 18:42)
samy manana ny fijeriny aloha fa ny ah le dansézy no tena tiko :lol:

le vadiny njay no ts nitiavako azy fa ts namela anay nanao zavatsa sérié
8. Veloo ( 24/11/2005 21:58)
xxx taiza enao no nijery, ary nihira ny hirany fona ve izy?

inn zany zavatra serie zany lesy?
9. Herimiafina ( 25/11/2005 19:01)
Raha nandalo Frantsa i Sareraka de volontera be zah andeha ho any handany vola amankarena, hehehehe:-D:-D
10. cutie ( 28/11/2005 03:33)
manondrana njay i herimiafina :-D
11. dadabe ( 28/11/2005 16:14)
veloo zah nahita an'i njakatiana tao eoropa t@ zah taty chine :roll:
12. Herimiafina ( 28/11/2005 21:05)
cutie:

manondrana njay i herimiafina :-D

.....sy i cutie. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

13. Veloo ( 28/11/2005 21:16)
dadabe a ie wa retsy a ny atsasa-njy tany eoropa ny atsasany tany china o?
14. zoubelou ( 14/01/2006 16:06)
Efa tonga soa aman tsara aty am atanana Njakatiana e
15. Veloo ( 16/01/2006 19:43)
zoubelou a ie de ahona avy eo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2493