fanafodin'ny fitiavana v d fitiavana ihany ?

1. xxx ( 20/11/2005 18:47)
manampitiavana @olona 1 za nefa izy toa tsy miraika amiko loatra, izy manko any @ province , zany we olona tsy ray tanana zany ! rehefa any za d tsy d misy probleme loatra fa mety @zay hilavako azy ny fiarahanay , fa rehefa mody za d tonga d vita avy hatrany ny fiarahana ! tsy fantako we nohony izy mahafantatra we manana fiancé v za sa ahoana? ,nefa fijeriko azy mety @ ny situation-ko satria izy tsy manana eritreritra ny anambady anatiny 5 taona , nefa ny tena marina izy ny tiako noho ilay fiancé-ko , aminizao aloa , tsy sahy misaraka @io olona io koa za satria betsaka ireo epreuve efa niarahanay ka tsy zay olona hita 1na 3 volana no anoloako azy , manaika za fa tiako ilay vvao fa ilay taloa koa anie efa avy tiako b koa ! ka raha anolo lhl isaminitra aloa d tsy lasa e! fa sipasipa aloa atao !, ka raha mitady olona hafa za hasolo ilay farany v d mety afaka anadinoako azy ? ,fanafodiny fitiavana hono d fitiavana ihany ! , nefa raha ilay fiancé-ko aloa tsy ampy hanadinoako ilay sipasipako
ny mahasosotra manko tsy mahatohatra ilay fakampanahy za rehefa mandalo any @ fa toujour manaiky foana !fantako fa tsy mety ny ataoko fa c'est plus fort que moi! miezaka ny hanohatra za fa hatraminizao mbola any foana ny saina nefa ilay olona mety tsy mieritreritra ahy akory!
mba toroy hevitra azafady? inona ny tokony atao?
répondu par mimiso le 29/11/2005 20:57
2. diamondra27 ( 20/11/2005 19:13)
efa fiancé ve toi de mbola mitady hafa foana?
1°- remet-toi en question oe tena tianao marina ve io fiancé io, inona ny manque aminy, mety ho sambatra ve za raha miaraka @ pour la vie? ka raha fantatrao fa tsy mahatanteraka izay andrasanao aminy de mitadiava hafa fa aleo misaraka dieny zao toa izay rehefa tafiditra lalina na aorian'ny mariazy et ankizy.tadidio koa aloha fa tsy misy olona idealy eto antany fa tsy maintsy misy défaut foana
2°- le sipasipa indray: mbola tsy vonona (amoureuse)zany enao matoa mitady hafa fa raha ampy anao le fiancé de tsy hanana eritreritra lhl hafa enao fa any @ foana ny sainao na de misy lhl bogoss na charmant etc ...aza devant anao.
3. Ragadona ( 20/11/2005 19:41)
Ataoko fa tsara ho an i xxx ny miala am lay bandy fiancé de milalao alo fa tsy mitia satria zay aloha no mbola stady zakan ny tsenanao fa aza mamitaka olona sy ny tenanao. Mety hi choquer anao io fijery io nefa...Ra mba hoe solafaka dia ekeko fa ny anao kosa ve d...
4. lapino ( 20/11/2005 20:14)
Manana safidy ange izany ianao e:
- na handeha hilalao amin'ny antsoin'i Ragadona
- na handeha hanambady, dia lasa olon-dehibe
Fa tsy ho azonao daholo Babay sy Lohavohitra.

Ary tsy misy an'izany "c'est plus fort que moi" izany! Olona tetaka no manao an'izany. Eritrereto hoe tsy ny fiainanao irery no ao anatin'izany, fa simbainao daholo ny fiainan'ny olona rehetra. Ilay fiancé-nao no tena simba tanteraka amin'izany.
5. fiaritiana ( 20/11/2005 20:55)
Efa voalazan i Ragadona sy Lapino daolo angamba ny toro hevitra fa anampiako azy fotsiny hoe:tsy maintsy misafidy ianao na ny fiancé-nao na ilay mbola sipa2 fa tsy mety izany miloaloa siny roa izany e! tsy maintsy hianjera ny iray na izay roa mihitsy aza, dieny mbola tsisy nenina de tapaho haingana ny hevitra

mahereza hatrany!!
6. xxx ( 20/11/2005 23:02)
Tazotazomy eo daholo ihany akia aloha ry chérie à!Rah mbola faka manampy ary ndry de ampio fa ze mahasoa ngéh ataon\'Atr\'é!Lhl ary mazaka an\'zany de ny jôba ndray ve no tsy ahavita??!!:wink:
7. xxx ( 20/11/2005 23:04)
Tazotazomy eo daholo ihany kambony akia ry chérie a!Rah mbola afaka manammpy ary ndry de ampio ataovy betsaka fa izay mahasoa ngéh ataon'Atr'é!Lhl ary mazaka an'zany de jôba ndray ve no tsy ahavita??!!:wink:
8. akamatiana ( 21/11/2005 04:51)
fa houn wa l fiancé njy ve mahafantara zany ?? enjana be zany kle , raha tsy mahafantra izy d aza mbô ampijaliana fa ny todim-pitia nge houn manody e! fa raha ifanarahanareo njay d tsy blem ,sady l sipasipanjy mety tsy tia anjy sady njy fantany fa efa manana fiancé e fa d mitady zvt anarina ny tsy zakany izy retsy an ! njy no mieritrereta.Ary aza mitady hafa zany tsony fa ataovy ampy ny 1, mou refa tsy tianjy izy d ialao fa aza manimba tena sy mandany zara .
9. Herimiafina ( 21/11/2005 04:55)
Ny fanafodin'ny fitiavana de ny manala azy amin,ny vazivazy de mandeha solo eny de mijerijery zavatra hafa azo atao eny e. Tsisy afa-tsy izay.:wink:
10. cutie ( 21/11/2005 05:45)
fanafodin'ny fitiavana v d fitiavana ihany ?
io ihany ny fanafodiny.
11. Herimiafina ( 21/11/2005 06:45)
Non diso njy ry cutie, tsy votery fitiavana foan, milay be kou ne le selibany otsanah e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
12. cutie ( 21/11/2005 06:49)
nga refa selibany de tsy mila fitiavana :-D
13. Herimiafina ( 21/11/2005 06:52)
MIla kah,fa tsy consommer-na fotsiny de mbola favy lavitra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 21/11/2005 06:54)
ka tsy marina ihany ve io lazaiko io zany ? :roll:
15. Herimiafina ( 21/11/2005 07:02)
Eny ary e, marina ary e :-*, mba te hanjangitsa kely an'i toi fotsiny zah fa toi mantsy toa mahita ny marina foana de tester-na kely, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. cutie ( 21/11/2005 07:04)
:-D
misaotra na de zany aza :-D
17. Herimiafina ( 21/11/2005 07:09)
Na de inn aza ry cutie?8)
18. cutie ( 21/11/2005 07:10)
fomba fiteny io e :-D
19. Herimiafina ( 21/11/2005 07:13)
Tsisy fisaorana na dia izany kou aza e, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 21/11/2005 07:14)
magala tahaka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2109