fanafodin'ny fitiavana v d fitiavana ihany ?

21. Herimiafina ( 21/11/2005 07:17)
Ie, ka zah anie fitaratra e, hitanao ety amiko ny sarinao, hehehehe:-D:-D
22. zefalah ( 21/11/2005 12:14)
nefa lay olona mety tsy mieritreritra ana akory.
ajao ny efa eo ampelatananao..de vita.
matoa enao niteny hoe mety tsy mieritreritra ana akory lay olona dia ataovy ao atsaina fa,tsy mieritreritra ana izy.
zao..tsotra be zany..ajao le efa eo alo...so tetika ariva maty roarivo eo vao gaga.
23. ravakamalala ( 21/11/2005 14:34)
ah! milalao fitiavana nareo tanora ankehitrio an!:-D
mampiasa saina amin ny tsy antony ianao fa io tenenin i diamondra io no izy "remets toi en question". raha ny fahitako azy dia fitiavan tena no tena resaka eto.

tadidio fa ny vao tsy manitra no ratsy fa rehefa tonta dia iray ihany!:wink:
24. diamondra27 ( 21/11/2005 15:31)
ravakamalala: marina mitsy zany ka

diso milalao be loatra eo njy de sady tsy any atsy no tsy any ary, votsidroa eo,

diavolanko lava ny kilalao mbola ho ela

aleo hono tiavin'olona toa izay mitia olona sa ahoana hoy nareo?
25. jos13 ( 21/11/2005 15:52)
inona kosa moa ny probleme raha izany no hitany mety , sady tsy aleo v manao anizany zao mbola tsy tafiditra @ fanambadiana fa sao ao vao manondrana !en plus koa anie tsy nilaza anie izy tsy tia anilay fiancé fa mba mitady ny tsy ampy e, fa maninona rehefa lhl d tsy maninona fa rehefa vhv d atao tatara b kosa !mety mbola mandalanja ny fiainana sy mijery ny tena tatara izy fa rehefa anambady kosa anie efa tatara hafa e!
aleo zao ianao manao anio fa rehefa manambady kosa d tsy mety !fa raha izao fotsiny t@ toeranao d aleoko niaraka t@ilay olona lavitra satria iny no tsy misy risque! mahereza e
26. Herimiafina ( 21/11/2005 17:37)
Otsan,ny te-hiaina an'izany tantara izany njay zah marina, izany zao no mbola tsy niainako, tiko anjamana, aiza kalongany misy azo atao fiancée tamporaira kely hanombohana azy? hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. vivi ( 21/11/2005 18:26)
ndao ary tsika sy herimiafina anao anio tatara io fa io ny tena mahafinaritra noho ny mitondra mody hihih!
28. Herimiafina ( 21/11/2005 20:40)
Tairo ary de tsy entinao mody zany zah an, hehehe:-D:-D
29. vivi ( 21/11/2005 22:04)
angaha mitondra mody wa fa mangalatra fotsiny ianao any tsimo moa za any avaratra d miafina anilay olona ao antrano , tena suspense foana ny fiananahihih!
30. fameusecousine ( 21/11/2005 22:09)
ny fanafodin ny fitiavana de mitia zay tena tia anao ary milalao zay te hilalao aminao ..tandremo nefa sao de may=))=)):-@
31. Herimiafina ( 21/11/2005 22:18)
Inn hoe no lalaovina ry fameusecousine an? hehe:-D:-D
vivi: de ampidirina ao anatin'ilay tantara kou le tratran'ny ao antrano kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. fameusecousine ( 22/11/2005 04:52)
annn misy olona miseho hoe tia anao nefa tsy tia akory de manaraka ny jeu ny ianao fa jereo tsra nefa sao de tsy mahay mampirevy..zany ve tsy hainao ehhh,,ianao toa feministe be mantsy ...
=))=))=((=((=((=((
vivi efa niodina ve zao pejy zao ehh . mba manala azy @ izay :evil:...cool fona fa milay fona io ehh^:^
33. Herimiafina ( 22/11/2005 04:54)
fameusecousine:

annn misy olona miseho hoe tia anao nefa tsy tia akory de manaraka ny jeu ny ianao fa jereo tsra nefa sao de tsy mahay mampirevy..zany ve tsy hainao ehhh,,ianao toa feministe be mantsy ...
=))=))=((=((=((=((


Ary enao zany anie experta be mahintsiny e, hay izany no fanaovana azy? hehehehe:-D:-D
34. fameusecousine ( 22/11/2005 06:25)
ireo miseho be loha ka fa raha ianao de tsy ataoko an izany ..hi hi hi hi hi h...ao ary ehhh..bisousssss ary hanao diffamation public mahintsy hoe je t aime hono...=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
35. Herimiafina ( 22/11/2005 06:31)
Tena tsy omby tsony izy izany ry fameuse an, tokony le je t'aime no nataonao bedabe de le emoticone anakiray, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. zakandrainy ( 29/11/2005 07:35)
Hmaly an'ixxx

Aza mampijaly ny tenanao sy ny fiancé nao ianao, eny fa na maka vady anao aza io fiancé nao io dia mety ho simba ny tokatranonao ao aoriana kely, izay no mahatonga ahy miteny @ nao hoe aza mampijaly tena, vitao aloa ny revy @ io bandy tianao io, nefa tandremùo sao solafaka eo, fantaroi tsara ny tokony atao, tsy mety amnao izany situationao izany

mahereza ry xxx,
37. mimiso ( 29/11/2005 20:57)
Fa nahoana no de milalao fitiavana rankizy malagasy ôôôô.........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8509