péché original
1. phil
(
18/11/2005 13:48)
mba fantatrao ve ny antony ilazana fa ny fahadisoan'i Adama sy eva "péché original"?
satria ny sisa rehetra taty aoriana nanaraka sy namerina daholo fa tsy nisy zavabaovao akory...dia mbola izy roa mtsamy ihany no nahita azy voalohany...
raha voaroaka hiala tao @ paradisa izy ireo de izao no mba tenin'i Eva, tsy noheveriko ho fahadisoana handraisana karatra mena (carte rouge)ny nataoko ka niafara @ fandroahana hiala eto ambony kianja ...

répondu par Veloo le 24/11/2005 23:56
4. lapino
(
18/11/2005 20:21)
Veloo:
inn kay zany kianja?
Ilay toeram-pilalaovana. Fa ry zareo niboridana be, fa nivoaka ny kianja izy vao niakanjo. :lol:
6. balite06
(
19/11/2005 08:22)
ny tiako lazaina hoe sao dia péché originel no tianao lazaina ilay ambaran-ny mpadinika teolojika ara-baiboly sy koroany , e fa tsy a raha verion philo no tianao hitondrana ny resaka toa ny an-dry Egels na Calvin na Luther ...
7. Bariry
(
19/11/2005 21:58)
Le nataondry zareo teo ambony kianja izany no éché original an! De nanao an'izany dhl ny taty aoriana.... Mety mba efa mivoatra kosa angamba ny filamatra e...
9. ari.malala
(
22/11/2005 11:30)
:-D:-D:-D
xxx, enao kosa ts mahay mankasitraka e... hay mo za miresaka @ matoatoa ko izy aza ts mipotra ko...:-D
xxx, enao kosa ts mahay mankasitraka e... hay mo za miresaka @ matoatoa ko izy aza ts mipotra ko...:-D