tondrom peo ricky

1. fijo ( 18/11/2005 05:39)
sali daholo e,
izay manana letsy nareo an,mba mitady tondrom peo ny hiran'i ricky aho e,"izy " sa hoe izy indrindra no lohateniny.
raha misy hafa moa vao miha soa be.
misaotra eeeeeeee
répondu par fiaritiana le 22/11/2005 20:56
2. fiaritiana ( 21/11/2005 21:59)
inona aloha izany tondro-peo azafady, afangaroko amin ny parole mantsy!tsy haiko tsara satria raha parole de manana zà!!:-D
3. fijo ( 22/11/2005 20:25)
hi hi hi,noty ahafahana milalao azy amina gitara no tadiaviko ka
4. fiaritiana ( 22/11/2005 20:56)
hay ve zany ny atao hoe tondrom-peo e!misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2495