fourmi

1. gasitiako ( 17/11/2005 14:27)
nisy frantsay sy angalisy niara niditra restaurant, niray latabatra, samy nandeha ny commande ka ny an'ilay angalisy no tonga velohany, nisy vitsika ary le izy de hozy le frantsay hoe "fourmi", tezitra be le angalisy ka sady nosintominy nanakaiky azy le kaly no hozizy hoe for me
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:03
2. zakony ( 17/11/2005 14:37)
3. jentilisa ( 17/11/2005 15:14)
fou sa faux e! :P
4. mamzelkely ( 17/11/2005 15:18)
:-D:-D
5. fasaly ( 17/11/2005 17:02)
ka lay famakin'ny angalisy anilay four am vazà kosa ngeh for e! de izay no nahatonga azy nisitona lay lovia, k'efa noana be ngamba izy kou!
6. Herimiafina ( 17/11/2005 17:26)
de nandeha njay hono zany io bandy anglisy io de nakany amin'ny dokotera tao Frantsa, de niteny tany hoe : ze voudrais me faire steriliser!
de hoy radoko hoe, "vraiment? vaovao injay ty klé, mba fantatrao moa fa mety hanenenanao izany? ka noho izany de tsy maintsy manao sonia ity contrat ity aloha ianao fa zah tsy te-hirisika".
de hoy ra-anglisy hoe: "tsy koua zany fa ze voudrais me faire steriliser".

de natao izany ileiry, nampidirina bloc de notoranina de avy eo nasiana nody fa vita ny opération.

de teny andalana de nifanena tamin'ilay frantsay akamany, de nanontany ity farany hoe: "inn vaovao ry leity ry leity e? Est-ce que tu t'es finalement fait Vacciner?"

de hoy ra-anglisy: "kay leity e, izay kay le mot notedaviko teo, ze voudrais me faire vacciner" Vacciner fa tsy steriliser, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. Veloo ( 17/11/2005 17:54)
8. fasaly ( 17/11/2005 18:32)
any zany, aza mba angalisy ihany zany!
9. Veloo ( 17/11/2005 18:35)
10. ari.malala ( 18/11/2005 05:20)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D steril ts fidiny:-D:-D:-D
11. mamzelkely ( 18/11/2005 07:07)
:-D:-D:-D
12. bozimanga ( 18/11/2005 07:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. mamzelkely ( 18/11/2005 13:07)
ountsôôô mampanaelo anie zany olona zany klé:-D:-D
14. gasitiako ( 18/11/2005 13:46)
ka izy kosa efa impolo nanambady kay ko, zanaky lery ary vao nifanena tamiko ny farany, hatao mariazy @ desambra, le zanany farany t@ vadiny fahafolo io, ny zanany 29 tsy haiko
15. dadabe ( 18/11/2005 13:48)
:cry::cry:de tsy manao zany lery kle :@
16. fasaly ( 18/11/2005 16:46)
ouay kou ty bedada, fangah refa stéril de tsy manao tsony......????
17. Veloo ( 18/11/2005 21:03)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1786