Ahoana marina?

1. tsiktsik ( 14/11/2005 11:24)
Marina ve hoe le psipa miady lava reny no tena mifankatia? Tsy tokony hoe ny mifanohitra @zany ve?@ko aloha raha tena mifankatia d tsy tokony hahafoy fotoana iadivana zany mits na ny1 na ny1 fa mifandefitra foané!
répondu par al001 le 13/01/2006 07:14
2. xxx ( 14/11/2005 11:31)
ohatra ko alo ny sipa no tena kizitina be e fa sika bandy no mandefitra fona e
3. fasaly ( 14/11/2005 12:03)
raha sahala amiko aloha tsy miady amiko zany miady lava zany, donc tsy misy fitavana amy lona tia ady klava izà, izaho olona calme de tiko ho olona calme kou ny mifankatia amiko.
fiainana efa sarotra ity ve de mbola handany andro hiady lava eo....tsy zakan'i saiko zany...
4. ari.malala ( 14/11/2005 12:17)
hita ky ry fasaly... ts voatery mitombina io, fa efa eo ambaravaran'ny fisarahana ngamba izany ol miady lava izany ... ts haiko alo
5. hesham ( 14/11/2005 12:46)
Misy olona miady lava satria mamoka zay ao ampony , tsy votazony ao ampony ny zavatra tsy zakany . Za klou refa misy zavatra tsy tiko za miteny e de nefa tsy tina bandy zay za miteny tsotra zay dia ataony hoe tia ady nefa za mba mamoka ny ao ampoko , na tsy mitrerona ary ianao fa milaza tsotra hoe tsy tiako zao dia hoe tia ady dia trerona ny valiny donc raikitra ny ankitrerona hihihi.Fa ny olona miady lava anie matetika tsy mifankafoy eee .:-D:-D:-D:-D
6. lorra ( 14/11/2005 14:17)
mety hoe mifankahita matetika lotra de leo de avy eo mifampila vaniny fa elanalano kely alo ny fifankahitana de ho hita eo e!(l):*:-*:-*
7. fasaly ( 14/11/2005 14:57)
hesham: ny famoahana ny ampo tsy midika fa tsy maintsy tairina njya lay ady, afaka miresaka ampilaminana tsara, fa vao olona tia ady zany aloha na namana io na olon-tiana de efa hitsoahako lavitra e! zà tsy tia ady mantsy aleo hilamina...
8. hesham ( 14/11/2005 16:33)
Azoko anie zany e, za anie tsy hoe tsy miresaka ampilaminana e , ampilaminana tsara fa ilay olona iresahako in11 tonga de miakatra be de lasa tafiakatra koa za .
Za zao mety eritreretinjy fa tia mifamaly e , nefa contraire be hihihihihi
9. Veloo ( 14/11/2005 17:27)
matoa misy ny fiadiany dia samy tsy manaiky izay miseho
10. Herimiafina ( 14/11/2005 17:36)
tsiktsik:

Marina ve hoe le psipa miady lava reny no tena mifankatia? Tsy tokony hoe ny mifanohitra @zany ve?@ko aloha raha tena mifankatia d tsy tokony hahafoy fotoana iadivana zany mits na ny1 na ny1 fa mifandefitra foané!

Inona moa no iadivana fa tsy fahasarotapiaro foana.
Marina izany kah tsy saropiaro izany raha tsy tia.

De noho izany:
Fitiavana implique fahasarotampiaro implique adiady lava. L'inverse n'est pas vrai.

Io aloha no fantatro de mba kiano kely azafady.
11. cutie ( 14/11/2005 21:09)
tsy voatery koa we fahasarontampiaro fona no antony mampiady.
De noho izany:
Fitiavana implique fahasarotampiaro implique adiady lava. L'inverse n'est pas vrai.

toheriko io ry herimiafina a:-D
tsiktsik [ Valio ] 14-11-2005 15:24:55
Lohateny : Ahoana marina?
Marina ve hoe le psipa miady lava reny no tena mifankatia? Tsy tokony hoe ny mifanohitra @zany ve?@ko aloha raha tena mifankatia d tsy tokony hahafoy fotoana iadivana zany mits na ny1 na ny1 fa mifandefitra foané!

Marina zany ka :-D
12. Veloo ( 14/11/2005 21:22)
matoa miady tsy manana humiliation izy roa
13. sambatra ( 15/11/2005 10:40)
Ny mahatonga olon-droa na tsy mpifankatia, tsy mifankahazo dia noho ny fahasamihafana. Ny olona roa miaraka anie samy nobeazina tamin'ny fomba tsy mitovy e. Rehefa miaraka anefa tsy maintsy mitady marimaritra iraisana. Eo indrindra no miteraka olana satria raha tsy ao ilay fandeferana sy fifampitokisana ary fahatsapana fa hevitra tsy mitovy tsy tokony hampiady ary mila fotoana izany fahatongavana amin'ny marimaritra iraisana izany, dia tsy maintsy mirefotra fona. Indrindra moa araka ny efa voalaza etsy ambony hoe raha ao ny fahasarotam-piaro de vao maika sarotra be.
14. hesham ( 15/11/2005 13:03)
Samabtra , dia aona zao zay sy ny zandriko lahy in11 miady nefa zay 2 notezaina miaraka fona hatrizay .:-D:-D:-D:-D:-D
Za zao saropiaro be @ herimiafina de edivako fona izy nefa vome koa ary za tiny be . Kony moa malala ooo:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 15/11/2005 14:44)
Taiza kou tsika sy enao niady zany ry malala? Ngo de nanonofy ary i toi. hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. hesham ( 16/11/2005 03:27)
tamin`ny maly zao enao tsy nomeko bisous de tezitsa .:-D:-D:-D:-D:-D
17. rabejo ( 16/11/2005 16:50)
Izany ady zany nama misy karazany a ! Tsy maintsy mifanditra kely matetika ny tena mety miaraka raha tsy izany dia fiarahan'ny mpandresy sy ny resy foana matoa milamina be.
Ary rehefa ny resy foana no mikomy am'zay de hitan'lah eo ny vokany fa mety ho gravy.
Ilaina ny mifanditra mba hisian'ny dynamique eo @ fiainana. Ny gera be fotsiny no fadiana fa aleo mifandefitra rehefa tena henjana ny lalao.
18. Herimiafina ( 16/11/2005 21:54)
Tena otsan,ny te-hiady amin'ny sipako tampoka teo njay zah zany marina mafy.
Anjaso hoe aloha hitady antony hiadivana de hiady rahariva. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. fijo ( 16/11/2005 23:12)
marina ny an'i fasaly,ady lava ve ho fitiavana,le.sa ady .......
20. Veloo ( 17/11/2005 18:41)
fijo a satria samy te-hitazona ny raison-ny tsiray2 e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5095