Ahoana marina?

21. mandrindra ( 18/11/2005 11:03)
ny ady tsy fitivana, fa ny mampiady ny any ambanimbany any no izy.
22. fijo ( 18/11/2005 21:13)
ka izay anie no nolazaiko hoe sao ady.....
veloo,ka tsy izy raha izay ko
23. al001 ( 13/01/2006 07:14)
lorra:

mety hoe mifankahita matetika lotra de leo de avy eo mifampila vaniny fa elanalano kely alo ny fifankahitana de ho hita eo e!(l):*:-*:-*


marina ny anao! amiko ny ADY, eo @ fitiavana dia midika oe:idea:: "A" vehivavy, "Y" lahy ka ny "D" no mampifandray sy mampisaraka azy.azavaiko ny hevitro: D comme distance, D comme dispute, "D" comme direction, "D" comme dangeré? "D" comme divine.....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2885