feminisme et relation homme et femme malgache

1. fairylady ( 13/11/2005 05:33)
sipa za ..fa mba te hanotany anareo bandy ahy hoe raha miaraka amina sipa gasy aty amerika ..canada nareo de mitovy @ fitondranareo azy toy ny any dago..mihotra @ montée du feminisme aty canada ..za mantsy somary macho kely zay ...anotanio za raha tsy mazava ny ambarako
2. fasaly ( 13/11/2005 09:26)
fa angaha misy maha samy hafa ny fotondràna sipa na any dago na any canada na any amerik na any afrik na any amy pole nord sns.......tsy hoe zay hataon'ny lehilahy amin'ny fomba fitondràna ny vehivaviny eo amin'ny fireneny iray misy azy akory de hoe handeha hanao zay hataony kou zany lay lehilahy gasy...ny gasy mi reste am maha gasy azy! tsy hoe lay ao brézil ohatra mitondra ny vadiny toy ny mpivareotena ohatra de handeha hanao izany kou ve???
3. xxx ( 13/11/2005 10:30)
Toa mila zavatra spectaculaire be hono ny any zamerik sy canada kou!!
Mila mi-fonce aloha eh!!
4. tenderlove ( 13/11/2005 14:33)
Miankina @ toerana misy anao ihany io .Ohatra omeko anao fotsiny ,ny toeran'ny vehivavy ao frantsa ,ao allemagne ,ao pologne sy ny ao danemark .Samy manana ny égalité @ lehilahy izy ireo saingy ny saranga dia sasanangy samy hafa .Toy izany koa ny any amerika sy canada ,manana liberté totale ny vehivavy saingy eo @ asa ohatra dia misy foana ny saranga roa .
5. lapino ( 13/11/2005 17:26)
.. de mitovy @ fitondranareo azy toy ny any dago..

Eny!
Satria kolotsaina-compatible aloha raha gasy ilay sipa! Ary raha sipa misaina koa izy dia tokony hahafantatra hoe samy manana ny kilaoty antonony azy fa tsy hoe lamaody ny mifaninana amin'ny lehilahy dia ndao koa.
6. estine ( 14/11/2005 08:30)
miova kely kosa angamba raha ny hevitro satria kolotsaina 2 au - mandrafitra toetran' le sipa sady tany mandroso reo ny "sex" mibahatoera be ka ravô tsy maharaka eo de lan'ny saka trondro
7. lorra ( 15/11/2005 11:03)
arakarakin"fomba fifampitondrana iany io
8. fasaly ( 15/11/2005 15:04)
raha samy gasy ny mpivady nivalovotaka amy firenena hafa fomba amintsika dia tsy voatery hiova e!
tsy voatery hanaraka ny fomban'ny hafa mihintsy...
9. Herimiafina ( 15/11/2005 22:17)
fairylady:

sipa za ..fa mba te hanotany anareo bandy ahy hoe raha miaraka amina sipa gasy aty amerika ..canada nareo de mitovy @ fitondranareo azy toy ny any dago..mihotra @ montée du feminisme aty canada ..za mantsy somary macho kely zay ...anotanio za raha tsy mazava ny ambarako

Tsy tokony hasiana lalàna standard ny fitiavana raha izaho manokana. Satria tsy principe no iarahana fa volonté, ary tsy lalàna no arahana fa ny maha-olona no aroso.
Miankina amin'ilay olona aloha io voalohany ary miankina amin'ilay pertenaire-ny, dia arakaraky ny olona iarahana koa no fomba hifampitondrana.

Marihiko manokana nefa fa eo amijn'ity resaka feminisma ity de somary sarotra kely ny resaka satria na dia miditra aza ny resaka fitiavana dia lasa nasiana lalàna, principes be ny fomba hifampitondrana eo amin'ny mpifankatia, de lasa manahirana be ilay izy raha feminista ilay sipa, kanefa koa miankina amin'ilay bandy miaraka aminy io, hoe mahazaka anlé principe ve sa tsia?

Ity ohatra karazana principe anakiray: "la fidelité est une entrave à la liberté et l'épanouissement individuelle".
Izany hoe, amin'ny feminista de mahazo miaraka amina olona be dia be, surtout manao relation sexuelle amina olona be dia be, na dia efa manambady aza.

Raha mahazaka an'izay ilay bandy miaraka amin'ilay sipa de ataoko fa tsy misy olana ny fiarahana.

Raha zah manokana aloha de mahazaka zah fa izao fotsiny, zah indray tsy mahatanty raha izy manao nefa zah raràna tsy hanao.

10. fijo ( 15/11/2005 22:35)
efa voavalin'i fasaly le resaka,
fa ngaha rehefa any nacada na zamerika dia lasa tsy sipa gasy intsony????fa soavaly nacadianina indray?
11. Veloo ( 16/11/2005 20:19)
:-D:{:{:{:-D:-D:-D
mitovy @ fitondran-ndy ny sipan-njy any dago ihany aky na aiza na aiza, aza mba manao macho zany retsy ry fairlady fa ratsy a :-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 16/11/2005 20:44)
Efa tsy misy mitovy izany hoa ny fitondrana olona, ataovy mitovy anie fa hinan'ny fatinao ianao e.
Rehefa miaraka amin'i X ianao ohatra de hafa ny fomba hitondrana azy, refa amin'i Y indray de hafa, de otsan'izay hatrany.

Ny olana de le feminista, ahoana moa izany feminista izany? ireo efa nolazaiko ireo. ary misy sipa gasy feminista aty fa tsy voatery sipa canadiana na amerikana ihany no feminista aty.

Maro koa no milaza azy ho feminista nefa tsy maharaka akory le principe arovan'ny feminista. Ny fahasarotampiaro izao de tsy mba principe feministe.
13. fameusecousine ( 17/11/2005 06:41)
toy ny voankazo an ala io ehh h..tano zay mahasoa ...fa tsy zay ataon ny olona de atao daholo ..ary ahona koa zan tsy saro piaro zany ...ny liona aza saro piaro @ ny azy ...ny anareo de samy manoa zay reviny ..de ahona koa zany ..liberte n est pas tout permettre...tsy miady amiko lotra zany ka ..ny fahasarotam piaro ilaina fa tsy atao be lotra ,,fa raha tsy saro piaro ianao de tsy tia ianao fa juste mitovy @ olona rehetra ihany lay olona aminao ..tsy lay nosafidianao sa tsy zany..
14. Veloo ( 17/11/2005 19:52)
fameuse a zay mihtsy aky a
15. fijo ( 17/11/2005 22:58)
zakosa tsy miray saina amin'ilay saropiaro ka;hafaka mitia nefa tsy saropiaro.
16. mandrindra ( 18/11/2005 13:56)
Ny fitondrana sipa na vady dia sahala n'aiza n'aiza. Mitovy amin'ny mitondra fiara ihany io, atsofoka ny lakile izay vao velona ny motera, dia avy eo mila kojakoja maro samihafa arakarak'ilay fiara. Ka n'aiza tany misy dia io ihany no mandeha raha tsy hoe maivana angaha ka andeha hanaraka izao tsio drivotra rehetra izao.
Ny hasarotampiaro indray aloha dia dia aleveno impito mandifitr'olona izany na dory ho levona tsy hitroatra intsony fa manimba.
17. Veloo ( 18/11/2005 21:58)
fijo a zany an
18. xxx ( 21/11/2005 21:48)
:lol:ary ry herimiafina zany anie ka mahay filozofia mahintsy ..mba afaka manao cours privee ahy ve ianao ..:?::?:^:^
19. Herimiafina ( 21/11/2005 22:25)
xxx, ho avy any aminao any zah ra-soara de hitanao eo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. fackir ( 21/11/2005 23:00)
za koa hiaraka aminareo ..tsy maninona ve raha telo:lol::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901