AKOHO
1. diamondra27
(
11/11/2005 10:37)
ahoana ny hampidiranareo reo 10 akoho ireo kanefa ny tanony anankisivy? tsy misy grippe aviaire ireo an! tena voaramason'ny veterinera.
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:13
2. xxx
(
11/11/2005 11:08)
Tranon'akoho 9 :-)
[ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ]
akoho 10 anaty tranon'akoho 9
[a] [k] [o] [h] [o] [f] [o] [l] [o]
In kadô???
[ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ] [ ]
akoho 10 anaty tranon'akoho 9
[a] [k] [o] [h] [o] [f] [o] [l] [o]
In kadô???
4. diamondra27
(
11/11/2005 12:07)
bravo!xxx
de omeko anao le akoho folo e! de asaivo manatody de mitombo de rehefa te hihinana akoho enao de antsoy za hanao recette fa talentako ny poulet au curry
de omeko anao le akoho folo e! de asaivo manatody de mitombo de rehefa te hihinana akoho enao de antsoy za hanao recette fa talentako ny poulet au curry
10. Ragadona
(
11/11/2005 13:29)
Hay ve tezitra no dikan io e. Za nefa mba nieritreritra hoe ranga sofina hihaino ahy izy
11. ari.malala
(
11/11/2005 13:32)
hihihi ry Ragadona iznay k od migadogadom-pahatongavana saingy d diso hevitra! :-D:-D:-D:-D
16. zakony
(
11/11/2005 15:24)
jentilisa:
:-D firy ny isan'ny a ao amin'ny baiboly? :-D
1 iany e :twisted:
ary tsy tezitra ny dikan'io fa ratsy toetra
18. diamondra27
(
11/11/2005 17:20)
tena midera ny fahaizanareo aloha za e! tandremo ary sao sac à dos no alaina fa tsy parachute raha sendra misy ny oara oara cf:blague ari.malala