Enao nampirafesina??...
1. rtia
(
05/11/2005 19:59)
Olona nampirafesina nefa de tena nitia ary koa tsy nahalala n'inon'inona raha tsy taty aoriana.
Ahoana no nataonao? mba tiko ho fantatra.
Ny ahy? MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO.

répondu par aly le 08/11/2005 18:37
2. Herimiafina
(
05/11/2005 23:23)
Teitra mafy zah, ny tena nahatezitra anah de le laingalainga marobe henoko talohan'ny nahatratrarako azy.
Tezitra zah, fa tezitra anaty ihany sady kalma be.
Nifona nandohalika mihintsy izy refa hitany fa tsy misy fika ialana bala itsony, nitomany, nidradradradra nefa zah kalma teo foana nijery fotsiny, sady nampiako kely hoe: "tsoahy tany iny tananao iny fa tsy haiko ze nokasikasihan'iny tany".
Ora valo taty aoriana nefa rehefa avy tsy natory ny alina tontolo zah de nentin'ny tongotro niverina. Amin'ny dimy maraina izaho miditra ny trano, izy manamboatra entana, sady mitomany.
Naka seza moramora zah, de niantso azy sady notohizako ihany le kalma. Nalahelo an'azy zah ny tena marina ary dia nanontany moramora ny antony.
Fantatro ny antony ora iray taty aoriana, ary dia nazava tamiko ny zavatra rehetra ary dia namela heloka zah. Toa tsy nampaninona ahy akory ny nanadino.

5. hesham
(
06/11/2005 13:34)
Ianao namela heloka io ve ry herimiafina mbola niverina niaraka nareo sa teo no eo ianao nanadinonao azy :-D:-D:-D:-D:-D
6. Herimiafina
(
06/11/2005 19:09)
hesham: elaela njay an. Mbola niverina niaraka sady vao maika love bedabe mahintsiny.(l)
8. Herimiafina
(
07/11/2005 01:14)
zalouzy ve enao? efa nisaraka izahay kah, efa ianao injay izao no tiako, efa lasanao ny foko. Efa voafidiko loko, izay omena anao, ny foko efa lasa nadroso, ho anao, ho anao, (Aina,SDF).:-D:-D
9. rtia
(
07/11/2005 06:43)
lasa doubla le sujet ry reto ka any @ lay ray zananoratra be fa tsy aleo ve any? Miala tsiny e.
Raha kamo hifindra anefa de ndao tohizneto e.
Herimiafina > nenay kou alou lasa love be ndray zao fa ndraindray misy ratram-po e.:oops:

13. pitchou
(
08/11/2005 17:54)
ka nifamela zany i hesham sy heri rehefa samy nandende tany avy?
zà alou d tsourikou e! iny aho no lasa ary tsy nitodika mihitsy! sady niteny tena ihany we soa fa tsy mbola nisy nininn vita! raha zavatra otran'izany tsy hitako ze antony hifanazavana eo

14. aly
(
08/11/2005 18:37)
Rehefa tia aloha dia jamba amin'ny voalohany.Fa rhefa mahatratra ambody omby dia misokatra ny maso.
Folo taona aho no niaraka taminy ary efa efa taona hao no nampirafesiny. Koa rehefa rovotra ny lobaka di azo zirina saingy hita eo foan ilay zaitra . Koa aleo miova lobaka dia tsy misy zaitra hita intsony.Mafy ny manadino ny lasa niainana fa tsy mora koa ny mivesatra ny fanitskitsahina. Ka tsra raha samy mandeha aminy lalaly avy. Efa ela izay nefa ny fanitahany ahy no tadidiko fa tsy ireo tantara tsar anay.