Fandefasana tovana miaraka amin'ny hafatra
1. hery
(
05/11/2005 12:09)
Vita soa amantsara indray ny tovana ao amin'ny hafatra. Manomboka izao dia azo atao ny mametraka tovana (pièce jointe) iray rehefa mandefa hafatra.
Ahoana no fomba fandefasana tovana?
Rehefa handefa hafatra ianao dia misy hoe Tovana :. Tsindrio ilay bokotra eo ampitan'io soratra io dia tadiavo ao amin'ny ordinatera na amin'ny diskety ny tovana tianao halefa.
Inona avy ny tovana azo alefa?
Ny tovana azo alefa dia ireo tovana "jpeg", "jpg", "gif", "bmp", "png", "zip", "pdf", "doc", "xls". Ny ankoatra an'ireo dia tsy hotafiditra sy tsy ho lasa miaraka amin'ny hafatra.
Misy fetrany ve ny habe-n'ny tovana?
Ny habe-n'ny tovana azo alefa dia 500kb. Tsy ho lasa ny tovana mihoatra an'io.
Dia ahoana koa?
Raha misy fanontaniana fanampiny dia mandehana ao amin'ilay hoe Fanontaniana sy valiny ao amin'ny site namana.serasera.org.

répondu par hery le 07/11/2005 21:35
5. hery
(
07/11/2005 21:35)
Raha misy olana na sahala amin'izany (olona mandefa tovana ratsy) dia azonareo sakanana ny hafatra.