iza no iza???
1. Missie
(
04/11/2005 17:50)
mandalo ato eritreritro oe: mba mifampatsiaro veuh tsika :-D asa raha mbo hahazo klioooo izy ty :-D
répondu par Missie le 21/11/2005 15:16
2. RADOUXE
(
04/11/2005 18:06)
Missie:
mandalo ato eritreritro oe: mba mifampatsiaro veuh tsika :-D asa raha mbo hahazo klioooo izy ty :-D
Tsika iza lo zany e ny malagasy v sa tsika sy enao hihi:wink:sa ny havana amantsakaiza:?:
5. Herimiafina
(
04/11/2005 19:17)
Eeeeh, mahatsiaro an'i Hesham le akamako izay zah zany marina mafy, ela izay tsy nifanasa vangy taminy amin'ilay sangisanginy zary tena izy ireny, eeeeh, aiza ary izy izay?
7. ftma
(
04/11/2005 20:51)
Missie izaho mahatsiaro andry foana, mahatsiaro ireo zandry sy zoky ary ny namana rehetra eto.
8. Missie
(
04/11/2005 21:17)
nena zao de otsany tena mahtsiaro ary manembina mafy an'i ramoul, welie, la_ douce, jemes, riffeur, akamatiana, sammua mafy za ela beuh zareo tsy hitako tato de manaelo za si jamé vous passé par là ametraho msg za euh :(
14. pika
(
05/11/2005 05:32)
ilay sendra mba misy adihevitra iny aloha ka misy mitovi2 hevitra @ .... ilay olona dia tsaroako ka :wink:
ilay mba misy blague kely iny koa dia tadidy foana e :-D
ilay mba misy blague kely iny koa dia tadidy foana e :-D
16. Missie
(
05/11/2005 10:32)
Fa: Ka njykou aneuh hitako euh . refa paika am lé ora ray zay touja de kopy za oe "ao jay zao lé zokimalalako iny euh":-D! de passé kikou anjy zakouny
Cutie > de iza doly zao zany m sy s ary r zany:roll:
Cutie > de iza doly zao zany m sy s ary r zany:roll:
18. hesham
(
06/11/2005 13:12)
Za tena malahelo beu an`i herimiafina fa ela be izy tsy hitako nefa za mahatsiaro azy fona na tsy manoratra matetika ary .Aiza ianao oooooo , ity aho eeeeeee.Tsy sangy zary tenany tsony ity fa tena izy .:-D:-D:-D:-D:-D:-D te hanasa vangy aho zany :-D:-D:-D
19. mandrindra
(
07/11/2005 09:59)
hesham, alaivo ny borosy nify dia assio dentifrice dia koseho tsara, amin'izay madio ny vanginao.:D