iza no iza???
43. mamzelkely
(
09/11/2005 07:09)
za malahelo an i ann de i ann de i ann de iza ko re e...mhhhh:roll: de iza ko mo....:roll: mhhhhhhh ts tadidiko klé...:roll::°)
45. Missie
(
09/11/2005 10:21)
Bold textreuh doly jay ieuhhh recapitulekou kely zany ny halelovan'izay nandalo teto an!:
-Herimiafina : Hesman
-Veloo: namana rehetsa
- Ftma : Missie, zoky sy zandry ary namana lehetsa
- Missie : Ramoul , welie, la_douce, Sammua, jemes , riffeur , akamatiana.
- Fijo : Ny sasany
- Cutie : manaelo an'i "m" , "r" ary "s" asa oe iza reo an:-D
- Akamatiana : mba nanaelo ana nouny izy euh :-D
-Hesman : herimiafina
-
- mamzellkely : manaelo zé alelovantsika
-Kally: nen'azy no tena hafa njyjamanaelo reo efa maty ouno izy:cry:

46. mamzelkely
(
09/11/2005 12:04)
Missie a.. merci fa adinonjy i ann de i ann ko alelovako ka...:-D
48. Herimiafina
(
09/11/2005 14:04)
Zah kambony miheritreritra anareo rehetra kou e, sitout Missie. hehehehe
49. Missie
(
09/11/2005 14:11)
Herimiafina> gaga mantsy za laha oul ray iany nalelovanao, sady inona fotsiny naha herimiafina ny pseudo anao euh!!! misy herimiafiana anay namana letsaletsa any kouny mou euhhhhh:-*
50. Herimiafina
(
09/11/2005 14:14)
Ie, le ampisaiko aminao amin'izao fotoana izao io, hehehehe:-D:-D
52. Herimiafina
(
09/11/2005 16:47)
Ie, tsy hainao ngah hoe ahoana le hery? Somary misotroa rano kely de henoy ny fidoboky ny fonao de hainao le hery, hehehe:-D:-D
54. Herimiafina
(
09/11/2005 17:07)
De akipio kely aloha zany ny maso de heritrereto mafy ny anarako, atovy hoe Herimiafina de averimbereno de henonao le hery, hehehehe:-D:-D
55. Missie
(
09/11/2005 17:10)
Herimiafina> kou tsy mety koa..... aleo zany ekena oe fantatsouu herimiafina euh sa aona ozy enaouhhh lol:-D:-D:-D
56. Herimiafina
(
09/11/2005 18:52)
Aleo marina zany atao hoe fantatsao zah e, efa fantatsao zah fa tsy tadidinao mahintsiny. hehehe
58. Herimiafina
(
09/11/2005 20:19)
I herimiafina fa iza injay, enao izao i Missie, toa misy hoe Eliot ny nom de famille anareo o? Missie Eliot, hehehehe:-D:-D:-D:-D
60. Missie
(
09/11/2005 22:13)
fijo> neny fijo koa de tsy foiny mitsy lé toka an!:-D
Herimiafina> enao zao mety fantatso raha ampanfantarinao ahy ny momba anao hihihi:-D dain euh inona koa nidiran'i connaissance @ lé oe manaelo an'i ann sy ann:-D:-D fa na de zany azany kopikou enao ka hay enao lé miElliot ana lava ao am karaia hihihihi:P