Ra-FITIAVANA sa RaVOLA
1. andrykely
(
03/11/2005 14:31)
Ataoko angamba fa tsy vaovao amintsika ity resaka ity,nefa mba tiako ifampizarana aminao satria tantara nahazo ahy.Nifankatia tamina tovovavy iray aho nandritra ny herintaona sy tapany izay.Izaho dia ao anatin'ny fianakaviana tsy dia manana ny ampy firy.Nifa,katia tsara anefa izahay sy i V... satria izy koa dia mitovy fari-piainana amiko.Fantatry ny RaD/ny ny fiarahanay ary mankao aminy matetika aho ary izy koa mankao aminay foana.Hatreo dia azop lazaina ho matotra tsara ny fiarahanay,ary nikasa mafy izahay ny hivady.Tampotampoka foana teo anefa dia niova ny tantara.Raha iny handeha ho ao an-tranon-dry V...iny toy ny mahazatra aho dia indro ny reniny no nivoaka ka avy hatrany dia nanositosika ahy hivoaka ny vavahady,hitako aloha fa nisy bandy izay tao aminy izay nolazain'i V tamiko fa Vahininy,teo anefa dia nilaza tamiko io reniny io fa sipan'i V io bandy io ary haka vady azy fa izaho hono tsy tian'i V intsony.Marihiko eto fa io bandy io dia mitondra fiara izay tsy hay na azy na tsy.Teo dia tankina tsy nahateny aho.Nangataka taminy ary aho ny mba hiresaka na dia farany aza @ V nefa tsy nekeny,sady hoy izy tsy ilaiko intsony izy ny miresaka aminao manomboka anio.Tsy hitako izay atao,tsy nahatomany aho,tsy nahateny.Ny fanosehany ahy manginy fitsiny sady hoy ihany izy mandehana ianao mandeha fa tsy tiako ho hitan'ilay bandy eo akory fa efa handeha izao izy roa.Ny fara heriko dia nivoaka ary naka saina kely aloha.Tsoriko eto fa tena tia an'i V aho ary izy koa milaza ahy izany foana.Tsy hitako izay hevitra ankehitriny,koa mba mangataka sy sosokebvitra avy aminareo namana aho.Dia misaotra mialoha.Ny adiresiko:andrykely(serasera),andriampenorakotozafy@yahoo.fr
répondu par fijo le 18/11/2005 21:29
2. kally
(
03/11/2005 14:39)
Fiainana izany r'ise fa aza miondrika fa aforeto ny tanan'akanjo, mitadiava vola dia ataovy izay mety koh!Manàna hambopo fa lehilahy,izay izao no hevitra hitako fa mety indrindra.
3. jentilisa
(
03/11/2005 14:49)
Izy tadiavina resahina fa tsy ny reniny no mandidy amin'izany e!
Na izany na tsy izany miezaha tokoa fa mbola hanenenany ny zava-mitranga rehefa tafa ise e!
Na izany na tsy izany miezaha tokoa fa mbola hanenenany ny zava-mitranga rehefa tafa ise e!
4. tsikimalefaka
(
03/11/2005 15:57)
Raha ny fahitako azy dia tsy mbola matotra tsara ny fiarahanareo matoa vao hitany ny fahambangana teo aminao t@ lafiny ara bola dia niala izy raha nanaraka ny tenin'ny reniny. Kanefa anontanio tsara izy sao hevitry ny reniny izany fa tsy heviny, izy no tianao fa tsy ny reniny, raha ohatra moa ka manaraka ny hevitry ny reniny izy dia tsara tso drano izy zany "tanala very sampy ny manova ny mety",fomba ny rad zany zany @ zao fiainana efa sarotra izao kanefa tsy ny vola no tokony handidy ny fitiavana fa natao ho famenony izy "accessoires".
bonne chance
bonne chance
5. lmahery
(
03/11/2005 17:35)
aza kivy @ izany fa misy farany ny zavatra rehetra . Ndray andro any mbola hiisy valiny , mafy ny ilaozan'ny tiana indrindra indrindra hoe efa nifampizara ny manta sy ny masaka nandritra izay fotoana izay fa aza kivy.
zavatra niainako izany 4 taona lasa izay ary tsy ho adinoko ny nahazo ahy . ny zavatra nataoko masaka tato andohako sy nahampafantariko ilay olona nanipaka ahy fotsiny dia izao ( miala tsiny aloha fa somary ataoko @ ny teny vahiny ) "ON NE PEUT PAS TROUVER SON PROPRE BOHNEUR ON FAISANT LE MALHEUR D'AUTRUI " .
Aleo izy ho any , aza kivy fa mbola hiisy masoandro miratra ho anao.
Aza mampiseho ny faharesana fa mitraka foana izay ihany

6. xxx
(
03/11/2005 17:41)
mahereza letsy fa ny ahy indray ny contrairan'io no niainako. Niaraka tsara izahay 2 ans ary tena tiko izy, saingy nony fantany hoe zanaka mpanambola za dia nipitsihany fa tsy mifanaraka hono, sady hatahorany hanary azy. dia nalaony niaraka tamin'ny bandy mafy ady be.
7. Herimiafina
(
03/11/2005 18:10)
AndryKely: nisy bandy akamako izay tena niaina zavatra mitovy amin'ny an'i toi io mihintsy, mitovy tsisy valaka, sipakely manjakely izay ilay izy ary efa kamboty ray.
Niara-nianatra taminay teny amin'ny Université i Razoky io de refa vita ny baosy de tsy nahita kandra mihintsy nandritry ny herintaona teo, de teo ny korontana no nanomboka satria hoy mintsy le sipa mantsy an'ileiry hoe: bandy tsy haninontsy haninona akory nefa hoe injeniera. De kivy be razoky.
Indray andro voaray nisa tao amin'ny fiasana nisy ahy ileiry, le mbola vao mi-deprime be iny, de rehefa niasa nandritry ny herintaona teo dia tena tafita be, nividy Moto favy be. Razoky koa moa tiatia Hardos Metal izay, de nahazaka sipa hafa i razoky.
De nisy nahita, fianakams ilay sipakely manjakely nanary azy, sy akamany. dia gaga be izahay mitsam fa tonga mitady an'i takaka tao ampiasana ilay sipakely, miantso foana, sns.
De tafaresaka tamiko ilay sipakely avy eo fa ileiry mi-éviter azy foana. Dia izao no nolazain'ilay sipakely: "tena nanenina be zah niala tamin'i H..iny, ataovy izay mety fa zah te-hiverina".
Ny mampanenina an'azy kay ilay bandy nampidiridirin-dReniny tamin'azy dia Saofera fa tsy tompon'ilay 4x4 nahafatifaty an-dry zareo.
Dia alaivo amin'io tantarako io ny philosophie ary.

8. Veloo
(
03/11/2005 18:21)
andrykely a mbola ao ny ray aman-dreny manambotra ny fiharana ny zanany vavy tena loza mihitsy io. Tsa afa manotra koa moa ilay kala satria mbola eo ambanin'ny tafotrano ny ray aman-ndreniny. Mety menace zao ilay kala oe raha miaraka amin'io andrykely ianao dia tsy mipetraka ato an-trano intsony etc .... ny an'ilay ramatoa mety juste vola arakan'ny lazainao...
Ilay lazain'i jentilisa atao... tadiavo izy ary resaho ilay kala tsy eo ny reniny... Dia anontanio tsara izy... Fa aza ignorena izy mety mijaly ko anie izy ao eeee...
Dia bonne chance andry a :-*:-*
Ilay lazain'i jentilisa atao... tadiavo izy ary resaho ilay kala tsy eo ny reniny... Dia anontanio tsara izy... Fa aza ignorena izy mety mijaly ko anie izy ao eeee...
Dia bonne chance andry a :-*:-*
9. Herimiafina
(
03/11/2005 18:27)
Raha tena tia an'azy andrykely de avelao izy handeha any amin'izay heveriny ahahsambatra azy.
10. jajaf401
(
03/11/2005 18:56)
Sao d mba tokony hasintaka @ RAD kosa ilay kala fa toa ny reniny mihitsy no manodinkodina azy, raha ohatra ka mbola tianao izy, satria ny trano hafindra manko mety tsy hitovy zoro ka aleo tadiavana moyen aloha ny hiverenany fa sao de lasa lavitra loatra ilay entana le aza ah! satria ny masaka efa nifampizaràna ary ny manta efa tsy resahina intsony fa mba efa nihinana koa elahy, ka amboary ny kôzy de ento manaraka anao izy après eh! :-D:-D:-D
11. Herimiafina
(
03/11/2005 19:48)
Ary raha le kala mintsy kou ry jajaf no tena volontera be mihaino ny reniny? Izay mantsy le cas an'ilay bandy akamako itsy ambony itsy io.
12. Veloo
(
03/11/2005 20:03)
jajaf401 a ie wa lesy a zany mihitsy no mety ndray2 mantsy ireny forcer-ny ray aman-dreny fotsiny knou :wink:
13. Herimiafina
(
03/11/2005 20:24)
De maninona nefany, mila mi-comprendre foana hoa kalongany vao mitsara, mety favy ny lazain'ny RaR fa tsy fantatrao, mety tsy favy kou nefa.
14. fijo
(
03/11/2005 20:55)
mafy marina letsy izany,satria tampoka,nefa amin'ny fiainana moa tsy hay ny ampitso,ka dia mihonona ,ary dia ovao indray ny fitiavana e.
15. Herimiafina
(
03/11/2005 21:00)
Misy hiran'i Vola sy Noro izay, le hoe Aza kivy, de atolotra anareo retraretra zany e.
17. jajaf401
(
04/11/2005 03:13)
Tena mampalahelo ra-Andrikely le ann ah, ny fitiavana manko tsy mba azo guider-na zany fa matetika izy no mitondra ny tena indray, ka raha efa ny redareda de sarotra vonoina koa, :-D:-D:-D
18. pika
(
04/11/2005 05:33)
ny mampieritreritra ahy fotsiny dia sao mba nisy fanerena ankolaka t@ rad v ka mety mba mivaky loha toa anao izao koa izy
raha tena marina mantsy izany mety ny tenanay mivantana no nanakana anao fa tsy ny reniny koa ataovy izay hiresahanao aminy tsara
raha tena sitrapony anefa avelao izy any zaranao aza tsy mbola nifamatotra na efa niteraka vao natakalony olonkafa ianao
raha ity moa nareo efa niteraka dia navelany taminao ny zaza fa iny izy no lasa dia ahoana? aza atao mahakivy fa tsy ianao irery no mahazo an'izany

19. jentilisa
(
04/11/2005 08:08)
rehefa tafaresaka ianareo ka milaza izy hoe matahotra ny reniny dia mbola tena zaza saina ny namanao. Raha sanatria izay no valiny dia lazao azy hoe isika anie hitokantrano fa tsy ho eo ambany zipon'i neny e! sady tsy hanary zanaka na ovina na oviana ny reny na dia zanaka maditra aza. Raha tsy hoe tena fo vato sy manaja firazanana be angaha!
20. majakely
(
04/11/2005 10:10)
zah tena mampite-hitomany anah mihitsy ny namaky an'ilay dinika ::.....:(