Ra-FITIAVANA sa RaVOLA

21. kabotal ( 04/11/2005 11:32)
Ra-jandrinay ary ry andrykely efa 9 taoana niaraka tamina sipa hoatry zany, lery ary efa nahatafita azy teny ankatso,niatohany lery dhl ny zvt rehetra zay nilainy, efa nividy fanaka sns ry zareo,ary izy efa fantatray fianakams. Tampoka teo ra-sipa nahita bandy nitondra 4 x 4 de lasa e. Nampalahelo ra-jandrinay, tezitra dhl ny fianakams. Koa ny torohevitra de zao e : atovy izay hananao asa tsara ary miezaha e, ny fitiava tonga eny foana tsy mbola i V... zany no anjarnao e, de araho ny hevitr'i kally e.
Fa @ zao votoana tena marina ireo miseho ireo raha tsisy vola de tsy tafa e, le RAD @ zao fotoana koa ange tena jamba ny vola e, ka na dia tsy tian'ilay zanany aza de forcer-na foana, nefa tsy fantany zay tena ao ambadika fa rehefa aty aorina vao manenina,mahereza ry andrykely fa fianina dhl zany a
22. Veloo ( 04/11/2005 18:29)
kabotal a tena mampalahelo zany :(:(:(
loza ty fitiavam-bola e. tsisy intsony ny tena oe fitiavana kle:(:(
23. fijo ( 04/11/2005 22:38)
za kosa aloha mandiso le bandy hoe mbola sipa dia efa omena izao rehetra izao e.sipa izany anie "pasy" e.mbola mety ho dila iny.
izay izao nandalo ny 4x4 dia dila any izy ko.
24. pika ( 05/11/2005 05:25)
rehefa ny sipa izay no diso manataka dia mieritrereta ihany fa rehefa mahita ny mananabe noho ianao izy dia iny izy no mipà
ary mba bandy tssssss marina ny nambaran'i fijo
25. Chuan ( 05/11/2005 09:07)
Satria tian`elah ilay sipa dia ialao nenina ihany aloha ny hiresahana aminy hafantaranao izay ao an-tsainy . Aza mivaky loha @ bofiny sy ilay bandy vao2 avec vamm izany fa tsy ireo no hiaraka aminao fa aleo le sipa hi-s`exprimer tsara .Raha nisy fokasy nataon`elah aloha ka mety nahatezitra azy dia mahaiza manetry tena mifona na miala tsiny an !Tsisy dikany zany owe sady efa diso no mbola be loha zany ! Fa raha tsisy kosa anefa fa izy mitsy no te-hiala de aza mi-insiste satria ny fitiavana forcé = horera . Tsy misy tokony hampalahelo zany satria tsy elah no fopla fa izy ary ataoko fa tsy mendrika an`elah akory izy am`zay pasiny izay . De aza mora matilolon`ny vamm zany koa elah fa samy nosoran-dreniny menaka .Ataovy izay hanana qualité hafa maharitra kokoa fa tsy mora simba na mora very tahaka ny vam . Omeko ohatra elah : faharanita-tsaina ,fanantenana , fahasahiana , finoana , fitiavana , toetra tsara (tsy hoe bonaika kosa alou an na hoe mpanaraka ambokony fa mila manana personnalité !) , fahaizana mampirevy ny sipa ( sens large ) ...sns . Fa raha hananan`elah ireo de lazaiko tsy mihambahamba fa tsy hahafoy an`elah ny joba na de eo aza zokibe Ra-Ferrari . Dia aza adino ny tsiky final fa ny fiainana mitohy foana n`inn n`inn mitranga !:lol::lol::lol:
Ozy le akamako be vazivazy zay hoe \" Tsy maintsy kourazy foana aho Jeso \"
26. hesham ( 06/11/2005 01:16)
loza mintsy koa zany , na ny hevitra omeko ary tsy haiko . Courage eee , mbola misy masoandro mihitra ho anao any ho any .
27. sipagasy ( 06/11/2005 18:57)
jentilisa:

rehefa tafaresaka ianareo ka milaza izy hoe matahotra ny reniny dia mbola tena zaza saina ny namanao. Raha sanatria izay no valiny dia lazao azy hoe isika anie hitokantrano fa tsy ho eo ambany zipon'i neny e! sady tsy hanary zanaka na ovina na oviana ny reny na dia zanaka maditra aza. Raha tsy hoe tena fo vato sy manaja firazanana be angaha!



ka matoa ,nanao izany ilay renin'i V dia izay ny hainy fa hahasambatra ny zanany e!
28. hesham ( 06/11/2005 20:42)
sipagasy , ary ianao tena mankatoa ny tenin`ny ray amandreny beuu mintsy an , hitako amile resaka atsy ambadika . Tsara ka :-D:-D:-D:-D
29. xxx ( 07/11/2005 08:47)
sipa bedabe feno erany tanana io ko lesy ve d sipa andevon'ny vola no makarary andoha na d hoe tia azy azany ialahy.
omena sipa firy ialahy atao solony?
30. Veloo ( 07/11/2005 15:43)
xxx tsy mora2 kosa anie ny miala surtout ka tena tia e... :roll:
31. fijo ( 08/11/2005 22:26)
mitadiava hafa indray letsy fa izany koa ve handaniana rondoha an.
32. hesham ( 14/11/2005 16:37)
rondoha :-D:-D:-D
33. fijo ( 18/11/2005 21:29)
iee,le sahirana be ao amin'i andrykely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2947